Teny iditra (1/2) | 1 maharary |
Fototeny | 2 rary |
Sokajin-teny | 3 mpamaritra |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Mahatonga fanaintainana: Maharary izany totohondrin-dRangahy iny izany ~ Maharary ny teninao Tisaroana manaintaina: Maharary ahy ny tongotro ka tsy afaka ho any aho |
Fanazavàna teny frantsay |
5 [1.3] qui cause de la douleur, qui attriste, qui fait mal, comme de tirer les oreilles |
Mpanahaka | 6 manaikitra, manaintaina, mitsakotsako, manintasinta, manombotrombotra, mangirifiry, mangorintsina mamolivoly, miketriketrika, mangotsokotsoka |
Kamban-teny |
|
Ohabolana | 11 Ohabolana misy io teny maharary io |
Teny iditra (2/2) | 12 maharary |
Fototeny | 13 rary |
Sokajin-teny | 14 mpamaritra |
Fanazavàna teny frantsay |
15 [1.3] qui peut tresser, arranger |
Fivaditsoratra | 16 iraraham, maharary, maharira, miraraha |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |