Fizahan-teny |
| ||||||||||||||||||||
Ohabolana : maharary | |||||||||||||||||||||
Ohabolana 1 | Aty sy afero, ka izay voatohina, maharary. [2.415 #1054] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Foie et bile : touchez le foie et la bile est remuée. [2.415 #1054] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Chacun ressent les malheurs de ses parents. [2.415 #1054] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 2 | Aza atao | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Ne traitez pas de petite chose qu' un mouton me marche sur le pied, cela fait mal. [2.415 #2688]
Quand un mouton me marche sur les pieds, ne dites pas que ce n' est rien, car ça fait mal quand même. [2.165 #1350] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 3 | Aza manao tsingala mahalala Aza manao tsingala mahalala | ||||||||||||||||||||
Fanazavana malagasy | Aza miangatra ka ny sasany tiatiana sy asian-tsoa kokoa fa aoka samy hasiana soa daholo tsy misy avakavaka. [1.1] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Ne faites pas comme la "tsingala" , qui connaît son propre bœuf (et par conséquent ne lui fait pas de mal). [2.165]
Ne faites pas comme l' insecte tsingala qui est égoïste et ne connaît que son bien. [2.415 #5364] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Ce proverbe veut dire qu' il ne faut pas favoriser ses parents ou ses amis aux dépens des autres. [2.165]
Ne soyez pas partial, tout pour vos parents et rien pour les autres. On disait que cet insecte perce les intestins du boeuf pour sortir, et tue ainsi l' animal qui l'a avalé en buvant. [2.415] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 4 | Aza manao Manao | ||||||||||||||||||||
Fanazavana malagasy | Tsy miraharaha afa-tsy izay mahazo ny tena ihany, fa ny an' ny sasany heverina ho tsinontsinona. [1.1] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Faire comme celui qui compte pour rien les furoncles qui font souffrir ses frères. [2.415 #5385] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Se disait des gens insensibles aux maux d' autrui. [2.415 #5385] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 5 | Aza manao zanaka anaty fo maharary. [2.165 #1888, 2.653 #554] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Il ne faut pas s'affliger seulement de ce qui touche ses enfants. [2.165] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Il ne faut pas à tout prix leur donner raison, ou être trop indulgent envers eux. [2.165] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 6 | Ba ambane maso : Fere ambane maso : sady maharare ro mahameñatse. [1.68] Fery ambany maso, sady maharary no mahamenatra. [2.415 #6448, 2.165] Fery ambony maso ka sady maharary no mahamenatra. [2.558 #1161] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Une plaie sous les yeux : ça fait mal et rend honteux en même temps. [1.68, 2.165 #2054]
Une plaie sous les yeux : non seulement ça fait mal, mais ça rend aussi honteux. [1.68] Une plaie sur les yeux non seulement fait mal, mais rend honteux. [2.415 #6448] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 7 | Didiako feko maharary, jereko zanako tsy foiko. [2.558 #983, 2.653 #838] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 8 | Hanao | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Que peut-on faire quand on est atteint par le malheur, si ce n' est de supporter patiemment la douleur? [2.415 #2599] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Il faut prendre son mal en patience. [2.415 #2599] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 9 | Izay maharary no itoeran' ny aina. [1.1] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana malagasy | Tsaroana erý, miohatra noho ny rantsam-batana hafa, ilay marary amin' ny tena, ka saika ao mandrakariva ny saina sy ny eritreritra. [1.1] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 10 | Langilangy zozoro : midoboka ihany fa tsy maharary. [2.165 #2204, 2.415 #3580, 2.558 #1726, 2.653] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Gourdin de jonc : ça résonne, mais ça ne fait pas mal. [2.415 #3580]
Un bâton en jonc: il a l' air terrible mais il ne fait pas mal. [2.165 #2204] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Se disait des menaces qui ne sont jamais exécutées comme celles qui sont faites dans les réunions de fonctionnaires. [2.415 #3580] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 11 | Mafampana hoatry ny ratsy ataon-kavana. [2.415 #1091]
Mafanafana ohatra ny ratsy Mafanafana sahala amin' ny latsa ataon-kavana. [2.558 #1829] Mafanafana sarotra inoana tahaka ny ratsy ataon-kavana. [2.558 #1830] Mafanafana, toy ny ratsy Maharary hoatry ny ratsy ataon-kavana. [2.415 #1091] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana malagasy | Rehefa ny havana izay tena tokony hanampy no manisy ratsy dia tena mangidy tokoa fa tsaroan' ny aina ka mafana sy manempotra. [1.1] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Excessivement sensible, comme les mauvais procédés d’un parent. [2.974 #364]
Pénible comme le mal fait par un parent. [2.415 #1091] Pénible (litt. assez chaud) comme le mal fait par des parents (ou amis). [2.165] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | On sent plus vivement les mauvais traitements lorsqu'ils viennent des parents. [2.415 #1091] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 12 | Mikentrona aza maharary ka hitomany ho loza! [2.558]
Miketrona aza maharary, ka hitomany ho mainka loza ! [2.415 #2624, 2.653] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | C' est déjà pénible de froncer les sourcils et on va pleurer pour aggraver la peine ! [2.415 #2624] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Il ne faut pas aggraver le mal. [2.415 #2624] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 13 | Ny harena tahaka ny volon' orona : kely alana maharary, be alana maharary. [2.558 #3035]
Ny harena toy ny volon’ orona: be alana, maharary; kely alana, maharary. [2.415 #2227, 2.653 #2252] Ny harena toy ny volon' orona, ka be alana maharary kely alana maharary. [2.165] Volon’ orona ny harena : be alana, maharary; kely alana maharary. [1.147] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | La richesse est comme les poils du nez: on en arrache beaucoup, ça fait mal, on en arrache peu, ça fait mal encore. [2.165 #740]
Les richesses c' est comme les poils du nez : arrachez-en beaucoup, cela fait mal ; arrachez-en peu, cela fait mal. [2.415 #2227] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Se disait de l' attachement aux richesses. [2.415 #2227] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 14 | Raha maharary aza ny tanana, jereo aloha ny kibo tsy misy hanina. [2.165] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Quand même la main vous fait mal, regardez d' abord votre ventre vide. [2.165] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Parole de consolation à l' adresse des laboureurs qui ont les mains écorchées d' avoir manié la lourde bêche indigène. [2.165] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 15 | Salohin- | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 16 | Tanana an-kavia sy havanana, ka izay didiana maharary. [2.165 #1033]
Tanan-kavia sy havanana ka izay didia-maharary. [2.415 #1129, 2.558] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana malagasy | Enti-milaza fa samy rantsambatan' ny tena ireo ka na iza na iza voadidy aminy, dia samy ren' ny tena maharary tokoa. [1.1] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | La main gauche et la main droite, que l' on se coupe lune ou que l' on se coupe l' autre, c' est également douloureux. [2.165]
Main droite et main gauche : quand l'une est blessée, l' autre le sent. [2.415 #1129] Main gauche et main droite : elles souffrent de la môme blessure. [2.974 #425] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Les parents ressentent les malheurs de leurs parents. [2.415 #1129] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 17 | Tanana havanana mikapoka ny havia : mahavoa maharary, saingy ny namana ihany. [2.558]
Tanana havanana nikapoka ny havia : nahavoa maharary, fa ny namana ihany. [2.415 #1128, 2.653] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Main droite qui a frappé la gauche : elle a fait mal, mais c' est sa compagne. [2.415 #1128] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Se disait des différends entre parents. [2.415 #1128] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 18 | Toy ny tongo-bakivaky, sady maharary no mahamenatra. [2.415 #1719]
Toy ny tongo-bakivaky : sady manaintaina no mahamenatra, alana ny loto vao mitondra fasika mody. [2.558 #4328] Toy ny tongotra vakivaky: sady maharary no mahamenatra. [2.165 #2074] Tongo-bakivaky, ka sady maharary no mahamenatra. [2.558] Tongo-bakivaky sady maharary no mahamenatra. [2.415 #5311, 2.653 #3135, 1.1] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana malagasy | Ilazana toetra ratsy izay sady ahitam-pahavoazana ho an' ny ankohonana no mahafa-baraka amin' ny any ivelany. [1.1] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | C' est comme les pieds gercés, cela fait mal et cela fait honte. [2.415 #1719]
Comme des pieds tout crevassés, c' est douloureux et honteux en même temps. [2.165] Les pieds qui se fendillent ne font pas seulement mal, mais encore il donne de la honte. [2.415 #5311] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Se disait de ce qui donne de l' inquiétude et de la honte, par exemple une affaire entreprise et qui n' est pas achevée. [2.415 #5311]
Se disait des malheurs qui étaient occasion de honte. [2.415 #1719] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 19 | Tondroko iray no maharary, ka ny tenako be no savihiny. [2.558 #4180]
Tondroko iray no marary, ka ny tenako be no savihiny. [2.653 #3126, 2.415] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Un seul de mes doigts est malade et tout mon corps en est saisi. [2.415 #2826] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Se disait de la solidarité. [2.415 #2826] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 20 | Tsongo fon-teña, tsongo foñ' olo. [1.68]
Tsongoy fon-tena tsongoy fon' olona. [2.415 #5414, 2.558 #4471, 2.653 #3331, 1.1] Tsongoy fon-tena, tsongoy fon' olona, fa raha mahalala maharary ny an-tena, mba mahalala maharary ny an' olona. [2.165 #380] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana malagasy | Arakaraka ny tenanao no tokony hitsaranao ny sasany. [1.1]
Hevero na alaovy an' eritreritra amin' izay mahazo ny tenanao ny mba mahazo ny hafa koa raha manao toy izao sy toy izao ianao. [1.1] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny anglisy | Feel of others heart, feel of your own. [1.7] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana anglisy | The Malagasy version of the Golden Rule. [1.7] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Palpez le coeur d'autrui, puis palpez votre propre coeur. [1.8]
Pincez votre coeur d' abord, et ensuite celui des autres. [2.415] Pincez votre coeur et ensuite celui des autres. [1.68] Pincez votre cœur, pincez le cœur des autres; car si vous savez ce qui vous fait mal, vous savez aussi ce qui fait mal aux autres. [2.165 #380] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Ne faites pas aux autres ce que vous ne voudriez pas qu'on vous fit. [1.68, 2.415 #5414] | ||||||||||||||||||||
Fizahan-teny |
| ||||||||||||||||||||
![]() |