Teny iditra | 1 mamitaka |
Fototeny | 2 fitaka |
Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Manambaka: Aza mamitaka ny bado Manoloky, mametsy: Namitaka ny olona tao an-tanàna iny mpisoloky iny Mahadiso hevitra: Loza fa namitaka ahy ny masoko: ataoko itỳ vola ariary zato no nomeny ahy, hay roapolo mamangopangoka, mametsy, manangoly, manabony, mandroboka, mandrendrika, misaroro, misarory, mandroky, mandrokidroky, misodika, manaosolia, manaosombia, manaosombe, manomevohony, manomevohondambo, manaoantohimamba, mandainga, manaomarinatsyto, manomefitaka, manomelainga, manambaka, mivarotrasakabeloha, manolobatomafana, manaovarodraikiraiky, mamahandalitra, mamahandainga, manaohosoka, manaotsipandrifandry, maniadika, mifetsy, misoloky, misandoka, manandoka, mivarotra, mamandrika, manolikoly, manaorononoantavy, mampidibingo, mampidikizo, mampiditraaminnyety, mampiditraaminnymaizina, manaolongoamitotobozaka, mahavoafitaka, manodoka |
Fanazavàna teny anglisy |
5 [1.2] to deceive, to cheat, to impose on. 6 [1.7] to defraud, to beguile |
Fanazavàna teny frantsay |
7 [1.8] tromper, frauder |
Ohatra |
8 Misy mamitaka ireny. [2.4#] 9 mamitaka antsika ny fijerintsika. [1.369#] |
Haiendriteny |
|
Ohabolana | 14 Ohabolana misy io teny mamitaka io |
Fivaditsoratra | 15 mamataky, mamitaka |
Nohavaozina tamin' ny 2025/02/02 |
![]() |