Teny iditra (1/2) | 1 mandinika |
Fototeny | 2 dinika |
Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Mamerina mitsako indray ny ahitra efa natelina: Ny omby dia anisan' ny biby mandinika |
Fanazavàna teny anglisy |
5 [1.2, 1.7] to chew the cud 6 [1.2] to ruminate |
Fanazavàna teny frantsay |
7 [1.8] ruminer |
Ohatra |
8 ary io no mandinika ny asa iombonana; [2.113#] 9 Sady mandinika ahy izy no mihery ny sary. [2.471#] |
Voambolana |
10 Haibiby: (amin' ny ankapobeny) |
Haiendriteny |
|
Kamban-teny |
|
Teny iditra (2/2) | 16 mandinika |
Fototeny | 17 dinika |
Sokajin-teny | 18 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
19 [1.1] Mamakafaka, mihevijavatra, mamadibadika, maka ambony maka ambany: Mbola handinika aho aloha vao afaka hanapa-kevitra Mijery ela, manombantombana: Nandinika an' ilay zaza teo Rakoto no niditra Rabe |
Fanazavàna teny anglisy |
20 [1.2] to scrutinize closely, to admonish minutely, to specify, to relate individually, to particularize to investigate, to pry into 21 [1.7] to examine carefully |
Fanazavàna teny frantsay |
22 [1.8] examiner |
Ohatra |
23 Mivandraka ny valin-drihana hatrany izy, raha mandinika izany rehetra izany. [2.470] |
Haiendriteny |
|
Mpanahaka | 28 mihevitra, mieritreritra, misaina, maka saina, mitady ny antony, maka fototra, mamotopototra, mamakafaka, manadihady, mitaratara, mamadibadika, mamolavola, mandanjalanja, mitsako, mitsakotsako, maka ambony maka ambany |
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/11 |
![]() |