Teny iditra mandrakizay
Singan-teny mandraka ; izay
Sokajin-teny tambinteny [fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy Tsy misy fiandohany ary tsy misy fiafarany: Andriamanitra dia mandrakizay
Tsy manampahataperana: Ny fiainana mandrakizay
Na rahoviana na rahoviana: Tsy hisaraka aminao mandrakizay aho
Mitovy hevitra: alaovalo ~ antaranoana ~ doria [1.1]
Fanazavàna teny anglisy Forever [1.7]
Fanazavàna teny frantsay éternellement [1.3, 1.8, 1.5]
 à tout jamais [1.8]
Ohatra 
1Rahefa manambady aho dia ho mandrakizay, fa tsy ho vetivety. [2.471]
2ho tia an' i Sahondra mandrakizay! [2.529]
3- Veloma mandrakizay ary, ry Raozikeliko. [2.499]
4Ny Tangena dia tsy ampinomana mandrakizay. [2.59]
Voambolana 
Tovy hevitra mandrakizay alaovalo ~ mandrakizay antaranoana ~ mandrakizay doria
Kamban-teny 
Ohabolana 

Nohavaozina tamin' ny 2023/06/04