|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  manta
Sokajin-teny  2  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Enti-milaza zavatra tsy nandrahoina, tsy masaka: Misy, hono, olona mihinan-kena monta
Mbola maitso, tsy matoy: Tsy fioty ny voankazo raha manta
Fanazavàna teny anglisy  4  [1.7] uncooked; unripe
Fanazavàna teny frantsay  5  [1.8] cru, pas mûr
6  [1.196] (toute l'île) cru, mais pour les fruits : immature, pas encore mûr. Exemple : « Mbola manta ny paiso » (Malzac) : les pêches ne sont pas encore mûres. Se dit aussi pour les grains de riz, etc.
Ohatra  7  ny menaky ny ainy, ny vady tiany, ny mpiara-monina fizana ny manta sy ny masaka. [2.470]
Sampanteny 
8  Matoantenin' ny mpanao :
9  Matoantenin' ny fameno :
10  Anarana :
11  Mpamaritra :
Kamban-teny 
Anaram-javamaniry 
Ohabolana  28  Ohabolana misy io teny manta io

Teny iditra (2/2)29  manta
Sokajin-teny  30  anarana
Fanazavàna teny frantsay  31  [1.196] Nom d'une plante dont on compare les fruits à de petites bananes immatures : Aerangis citrata (Thouars) Schltr. (Orchidaceae). Les fleurs, fraîches ou sèches, sont employées en infusions très parfumées. Riches en coumarines. Cette boisson passe pour améliorer l'état des hypertendus. On l'administre surtout aux hommes après la cinquantaine. [Betsimisaraka]
Voambolana  32  Haizavamaniry: zavamaniry fanao fanafody
Anarana ara-tsiansa 

Fivaditsoratra  34  manta, natam, tanam

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21