Teny iditra (1/4) | 1 marina |
Fototeny | 2 arina |
Sokajin-teny | 3 mpamaritra |
Fanazavàna teny malagasy |
4 Ilazana toerana mitovy tantana, tsy misy avo sy iva, tsy mikitoantoana: Lavoan-tany marina lahy ianao 5 Ilazana toe-javatra mifanaraka amin' ny tena izy, tsy diso: Marina fa roa ampiana roa efatra 6 Ilazana toetran' olona tsy mamitaka, tsy mandainga, manaraka ny rariny sy ny hitsiny: Mpampiasa marina Rabe fa omeny karama mifanentana amin' ny asa ataony avy ny mpiasa ao aminy [1.1] |
Fanazavàna teny anglisy |
7 level; true; just, right [1.2, 1.7] |
Fanazavàna teny frantsay |
8 de niveau; juste, vrai [1.3#434, 1.8] 9 d'aplomb, droit [1.3#434] 10 aplani, mis de niveau [1.196] |
Ohatra |
11 Tsy hita ihany izy ity izay marina [2.4] 12 marina fa tsy mpiray tarika amin' izy telo lahy ireo [2.470] |
Haiendriteny |
|
Sampanteny |
|
Kamban-teny |
|
Anaran-toerana |
|
Lohateny |
|
Ohabolana | 29 Ohabolana misy io teny marina io |
Teny iditra (2/4) | 30 marìna |
Fototeny | 31 arina |
Sokajin-teny | 32 filaza mandidin' ny mpamaritra marina |
Tsipelina hafa | 33 mar |
Tsanganana sy sary iray takila |
34 Ny mpamaritra mandidy rehetra |
Teny iditra (3/4) | 35 mariña |
Sokajin-teny | 36 mpamaritra |
Fanazavàna teny malagasy |
37 hendry, mipetraka tsara [Tanala]
[1.78] |
Teny iditra (4/4) | 38 marina |
Sokajin-teny | 39 anarana |
Fanazavàna teny frantsay |
40 Acalypha spachiana Baill. (Euphorbiaceae). Arbuste dont le sommet est souvent plat, comme s'il avait été taillé. [Merina]
[1.196] 41 [Betsileo] |
Voambolana |
42 Haizavamaniry |
Anarana ara-tsiansa |
|
Fivaditsoratra | 44 manira, manirà, marina, mariña, marìna, mirana, manira, manirà, marina, mariña, marìna, mirana, manira, manirà, marina, mariña, marìna, mirana |
Nohavaozina tamin' ny 2023/07/13 |