Teny iditra | 1 masiaka |
Fototeny | 2 siaka |
Sokajin-teny | 3 mpamaritra |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Tia mampijaly na mahita mijaly, tsy manana fangorahana Manana tsiro manaikitra, malaholaho: Masiaka ny sakay |
Fanazavàna teny anglisy |
5 [1.2#569] savage, cruel, fierce figuratively: very pungent |
Fanazavàna teny frantsay |
6 [1.5] cruel, violent, méchant; piquant, acerbe: Alika masiaka (Chien méchant) 7 [1.196] qui a un goût piquant, une saveur agressive pour les animaux: cruel, féroce |
Ohatra |
8 Ny tena sakay aloha dia efa tsy dia masiaka loatra intsony, fa ny ranony!... [2.471] 9 Toa masiaka amintsika loatra izany Andriamanitra Zanahary ankalazaintsika fa be fitia izany! [2.470] |
Haiendriteny |
|
Sampanteny |
|
Mpanahaka | 13 ratsy fo, lozabe, mangidy, sakay kely rano, fo vato, mahery sata, tsy mifaditrovana, tsy mitondra roa, mamba noana, fon' itrimo, tsy mamela mivalo, lian-dra |
Kamban-teny |
|
Anaran-toerana |
|
Ohabolana | 19 Ohabolana misy io teny masiaka io |
Fivaditsoratra | 20 asimaka, masiaka, sakamay |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |