|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  migaga
Fototeny  2  gaga
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4  Mijery zavatra na olona, miaraka amin' ny fiaikena ny hatsarany na ny habeny na ny toetrany iray izay mihoatra ny fahita an-davanandro: Migaga ny habetsahan' ny kintana ny sain' ny olombelona [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5  to wonder at, to be astonished. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  6  Admirer, être étonné [1.3]
Haiendriteny 
7  Ny ankehitriny :
8  Ny lasa :
9  Ny hoavy :
10  Filaza mandidy :
Mpanahaka  11  Mikoy, mihorika, miaiky, mitampim-bava, mitanaka, mivanaka, midonàka, mitokaka, midagaga, mitolagaga

Teny iditra (2/2)12  migagà
Fototeny  13  gaga
Sokajin-teny  14  filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao migaga
Fanazavàna teny malagasy  15  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  16  [1.3]
Tsanganana sy sary iray takila  17  Ny matoantenin' ny mpanao mandidy rehetra

Fivaditsoratra  18  migaga, migagà, migaga, migagà

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20