Teny iditra | 1 miteny |
Fototeny | 2 teny |
Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1#729] Mamoaka teny na "feo misy heviny fanaon' ny olombelona": Efa miteny ny zandrinay fa tsy mbola mandeha Miresaka: Niteny tamiko momba anao i rainao Manonona: Iza no niteny ny anarako taminareo ireo Milaza (arahin' ny "hoe"): Raha vao niditra izy dia niteny hoe: "Ny Fiadanana anie ho aminareo". |
Fanazavàna teny anglisy |
5 [1.7] to speak, to tell; to admonish |
Fanazavàna teny frantsay |
6 [1.3#696, 1.8] parler, dire; admonester 7 [1.3#696] discourir, annoncer, proclamer, ordonner, défendre, avertir: Aza miteny lalandava (Ne parlez pas continuellement) |
Ohatra |
8 Nanontany an-dRenilezo izay miteny aho; [2.324#] 9 Aza manapaka an-drainao raha miteny izy. [2.270#] 10 Miteny irery, toy ny miresaka amim-Bazimba. [2.69#] |
Haiendriteny |
|
Mpanahaka | 15 mivolana, milaza, miloa-bava, miloa-peo, loabolana, latsa-bava |
Kamban-teny |
|
Lohateny |
Ohabolana | 30 Ohabolana misy io teny miteny io |
Fivaditsoratra | 31 mienty, miteny |
Nohavaozina tamin' ny 2025/02/01 |
![]() |