Teny iditra (1/2) | 1 nana |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Tsiranorano vonivony mivoaka avy amin' ny fery efa simba elaela ka mandoaka. |
Fanazavàna teny anglisy |
4 [1.2, 1.7] pus 5 [1.2] purulent matter. [Malay Narah.] |
Fanazavàna teny frantsay |
6 [1.3, 1.8, 1.5] pus 7 [1.3] matière purulente 8 [1.196] (toute l'île). Latex, sécrétion blanchâtre de certaines plantes qu'on compare au pus qui se forme dans les organes humains infectés, les abcès, etc. |
Voambolana |
9 Fahasalamana 10 Haizavamaniry: amin' ny ankapobeny |
Sampanteny |
|
Kamban-teny |
|
Teny iditra (2/2) | 17 na ... na |
Singan-teny | 18 na |
Sokajin-teny | 19 kambanteny |
Fanazavàna teny malagasy |
20 [1.1] Teny miverin-droa enti-manao mpamaritra anarana mpisolo anarana, na mpamaritra matoanteny malala-kevitra: na iza na iza, na zovy na zovy, na inona na inona, na aiza na aiza, na oviana na oviana |
Fanazavàna teny anglisy |
21 [1.17] either |
Fanazavàna teny frantsay |
22 [1.3] soit ... soit: Na ny lehibe na ny kely (Aussi bien les grands que les petits) / Na ity na iry (Soit celui-ci, soit celui-là) ni ... ni: Na ity na iry (Ni celui-ci, ni celui-là) |
Fivaditsoratra | 23 an~na, nana, na ... na |
Nohavaozina tamin' ny 2024/07/24 |