|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  ongotra
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Fanalana hatramin' ny fakany, fanatsoahana tanteraka, ombotra
Fanazavàna teny frantsay  4  [1.3] action d'arracher, de déraciner
5  [1.196] Action d'arracher, de déraciner. Exemple : « Nongotan'ilay adala ny zana-kazo »: cet imbécile a arraché les jeunes plantes (Malzac). D'où le mot fanongotana : la manière d'arracher. Fanongotana tomba-tany : arrachage en motte (pour la transplantation des arbres). Voir aussi ombotra. [Merina]
Voambolana  6  Haizavamaniry
Sampanteny 
7  Matoantenin' ny mpanao :
8  Matoantenin' ny iharana :
9  Matoantenin' ny fameno :
10  Anarana :
11  Mpamaritra :

Teny iditra (2/2)12  ongotra
Sokajin-teny  13  anarana
Fanazavàna teny anglisy  14  [1.2] [Provincial] a knot in wood. Another form of ombotra, and provincial for tongotra

Fivaditsoratra  15  angotro, aongotr, ongotra, tangoro, tongora, torango

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31