|
|
|
|

Teny iditra (1/3)1  ova
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  Fanoloana; fampanjanana ho hafa. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  4  caractère aléatoire, aléas numériques, variable [1.13]
5  action de changer, de remplacer une chose par une autre [1.196]
Voambolana  6  Matematika: antontan'isa
Sampanteny 
7  Matoantenin' ny mpanao :
8  Matoantenin' ny iharana :
9  Matoantenin' ny fameno :
10  Anarana :
11  Mpamaritra :
Kamban-teny 

Teny iditra (2/3)14  ova
Sokajin-teny  15  anarana
Fanazavàna teny malagasy  16  fanampiny, fanampiana [Bara] [1.78]

Teny iditra (3/3)17  ova
Sokajin-teny  18  anarana
Fanazavàna teny frantsay  19  Nom d'un arbre indéterminé, d'après Dandouau. [Tanala] [1.196]
Voambolana  20  Haizavamaniry

Fivaditsoratra  21  avo, ova, vao, voa-, voa~

Nohavaozina tamin' ny 2023/08/25