|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  piper    
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny anglisy  3  [1.17#74] mpitsoka sodina; mpitsoka cornemuse

Teny iditra (2/2)4  Piper    
Sokajin-teny  5  anarana
Voambolana  6  Haizavamaniry: antoko ara-tsiansa
Anaram-javamaniry ara-paritra 
7  Piper betle  tambo
8  Piper borbonense  ferifery, sakavirambato, tsimahalatsaka, tsimperifery, voambelirano, voantankasina, voantsimperifery
9  Piper cubeba  betela
10  Piper emirnense  laingontohatra, laingotohatra
11  Piper longum  dipoavatra-lava
12  Piper methysticum  dipoavatra-mahamamo
13  Piper nigrum  dipoavatra
14  Piper pachyphyllum  ferifery, mahalatsaka, sakarivombato, sakavirambato, sakavirombato, tsimahalatsaka, tsimperifery, voamperifery, voantsimperifery
15  Piper pyrifolium  ferifery, mahalatsaka, sakarivombato, sakavirambato, sakavirondambo, tsimahalatsaka, tsimperifery, voamperifery, voantsimperifery
16  Piper sp.  rambo, tandravato
17  Piper subpeltatum  ravintongatra, voanotonatra, voantogoka, voantongotra, voatongotra
18  Piper sylvestre  sakaiala, tsiperiferinala

Nohavaozina tamin' ny 2024/09/15