Teny iditra | 1 raikitra |
Sokajin-teny | 2 mpamaritra |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Mipetaka: Efa raikitra amin' ny rindrina ny temitra ka sarotra alana Vita, tapaka rehefa nodinihina sy nifenarahana: Raikitra izany ny varotra ka omeo ny vodiondrim-barotra Tsy miova: Mivory amin' ny andro raikitra |
Fanazavàna teny anglisy |
4 [1.2] sticking to; just, right, alike, agreed to, assented to. [Mal. Lekat (?).] Rekitra is used in the provinces. 5 [1.7] sticking to something; agreed to |
Fanazavàna teny frantsay |
6 [1.3, 1.8] attaché, collé 7 [1.3] joint conclu, réglé, décidé conforme, juste 8 [1.8] agréé, sur quoi on est d'accord |
Ohatra |
9 Saika maty aho lahy, hoy aho anakampo, raha raikitra tamin' ireny teo! [2.4] 10 Nony raikitra ny varotra dia hafatrafatra tsy misy ohatra izany no ataony: [2.470] |
Haiendriteny |
|
Sampanteny |
|
Mpanahaka | 17 tapaka, tarangana, vita, mandry mitsilany, mandry ivohon'ny vato, maty paika, vonobaibona, angarangidina, finari-bava |
Kamban-teny |
|
Anaram-javamaniry |
|
Ohabolana | 42 Ohabolana misy io teny raikitra io |
Fivaditsoratra | 43 araikitr, arikitra, iratrika, irikatra, raikitra, rikiatra |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |