Teny iditra | rame | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny frantsay | [Vezo] Encens blanc d' Afrique [1.68] | |
Teny iditra | rame | |
Sokajin-teny | anarana (vavy) | |
Fanazavàna teny malagasy | fivoy [1.4] | |
fañara [1.68] | ||
Teny iditra | rame | |
Sokajin-teny | anarana (vavy) | |
Fanazavàna teny malagasy | fonosan- taratasy dimanjato [1.66] | |
Teny iditra | rame | |
Sokajin-teny | anarana (vavy) | |
Fanazavàna teny malagasy | kalesin- dalamby iray tarika [1.66] | |
Teny iditra | rame | |
Sokajin-teny | anarana (vavy) | |
Fanazavàna teny malagasy | tapa- kazo toham- boly [1.66] | |
Fivaditsoratra | mare, mera, rame, rema |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |