Teny iditra (1/2) | 1 raorao |
Fototeny | 2 rao |
Sokajin-teny | 3 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Toetran' ny zavatra misy marokoroko ny ivohony, hasaosao, harokoroko Adiady, fifandirana, tsy fifanarahana: Hialako io raharaha io fa toa be raorao be ihany. |
Fanazavàna teny anglisy |
5 [1.2, 1.7] roughness |
Fanazavàna teny frantsay |
6 [1.8] rugosité |
Ohatra |
7 Omenay malalaka, omenay madiodio, omenay mangarangarana, tsy: misy raorao, tsy misy tohany, tsy misy tsikalany, tsy misy tongotra hitsipaka, tsy misy tanana handrangotra; [2.346] 8 Raha mba nahay nanombana ny tena vidin' i Masy marina aho, fa tsy nanakalo azy tamin' ny akanga tsara soratra, dia angamba ho nilamina tsy nisy raorao ny fiainako manontolo. [2.471#61] |
Kamban-teny |
|
Ohabolana | 12 Ohabolana misy io teny raorao io |
Teny iditra (2/2) | 13 raorao |
Sokajin-teny | 14 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
15 [1.1] [Sakalava]
Fofon-drivotra mangatsiaka alohan' ny orana |
Voambolana |
16 Haitoetrandro |
Renianarana |
|
Anarana iray reny |
|
Fivaditsoratra | 38 raorao, roaroa |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |