Teny iditra razazavavy
Singan-teny ra ; zazavavy
Sokajin-teny anarana
Ohatra 
1Dia noraisiny razazavavy ka an-kady; [2.69]
2Dia nanopy maso azy razazavavy mandra-pidiny [2.928]
3Nanjenitra Razazavavy Fararanom-pahanginana. [2.817]
4Ren' ny manodidina izany ka saika lany zara Razazavavy. [2.445]
Haiendriteny 
Tsotra : razazavavy, razazavaviko, razazavavinao, razazavaviny, razazavavintsika, razazavavinay, razazavavinareo, razazavavin', razazavavin-, razazavavim-
Tovonana : -drazazavavy, -drazazavaviko, -drazazavavinao, -drazazavaviny, -drazazavavintsika, -drazazavavinay, -drazazavavinareo, -drazazavavin', -drazazavavin-, -drazazavavim-

Nohavaozina tamin' ny 2023/11/27