Teny iditra | 1 rehetra |
Sokajin-teny | 2 mpamaritra |
Fanazavàna teny malagasy |
3 Tsy misy avakavaka, aby, jiaby: Tonga ny mpianatra rehetra 4 Matetika no hamafisin' ny mpamaritra matoanteny daholo, avokoa, ny hevitry ny teny hoe rehetra: Tonga daholo ny mpianatra rehetra na tonga daholo ny mpianatra (fotsiny) [1.1] |
Fanazavàna teny anglisy |
5 all [1.7] |
Fanazavàna teny frantsay |
6 tous, tout [1.3#522, 1.8] 7 cf. avokoa, daholo, samy [1.8] |
Ohatra |
8 Niredaka ny hazo rehetra sy ny tafo. [2.472] 9 Toy izany no faharavan' ny sambo rehetra: [2.471] 10 mbola misy fanoroana ny zava-drehetra voateny ao amin' ireo ohabolana ireo [2.299#8] |
Haiendriteny |
|
Sampanteny |
|
Mpanahaka | 13 Daholo, tsy vaky volo, poporohana, na iza na iza, na zovy na zovy, safobemantsina, manontolo, tsy ankanavaka, tsy misy avakavaka, faobe, tsy mifaka |
Kamban-teny |
|
Fivaditsoratra | 16 heretra, rehetra |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |