Teny iditra | saingy | ||||||||||||
Sokajin-teny | anarana | ||||||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Voninahitra, rehareha; fanajana tena, fiheverana ny fahambonian' ny tena. [1.1] | ||||||||||||
Sampanteny |
| ||||||||||||
Ohabolana | Ohabolana misy io teny saingy io | ||||||||||||
Teny iditra | saingy | ||||||||||||
Sokajin-teny | mpampitohy | ||||||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Fa: Nanitsy azy ny vato, saingy niondrika izy ka tsy voa [1.1] | ||||||||||||
Fanazavàna teny anglisy | Except that, however [1.7] | ||||||||||||
Fanazavàna teny frantsay | Sauf que, cependant [1.8] | ||||||||||||
Mpanahaka | fa ~ kanjo ~ nefa | ||||||||||||
Fivaditsoratra | angisy, ingisa, saingy |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |