Fizahan-teny |
| ||||||||||||||||||||
Ohabolana : saingy | |||||||||||||||||||||
Ohabolana 1 | Manao re ny menaka fa ny volo no ngita! [2.558 #2011, 2.653 #1555]
Manao re ny menaka, fa saingy ny volo no ngita. [2.415 #2440] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | La graisse a beau faire, les cheveux sont crépus. [2.415 #2440] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Le sens est que la parure n' enlève pas la laideur. [2.415 #2440] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 2 | Saingy atao hoe : antsiben' Andriamanitra, ka dia | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Pour être appelé le grand couteau de Dieu, on fera bruiner. [2.415 #6034] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Le grand couteau de Dieu : l' arc-en-ciel. Se disait des vaniteux. [2.415 #6034] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 3 | Saingy atao hoe: Rainiarosy, ka dia Saingy atao hoe : Rainiarosy, ka | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Parce qu' on s' appelle Rainiarosy, père du lamba à plusieurs couleurs, on fera le fier. [2.415 #6035] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Jeu de mots : Rainiarosy et hirosirosy. [2.415 #6035] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 4 | Tanana havanana mikapoka ny havia : mahavoa maharary, saingy ny namana ihany. [2.558]
Tanana havanana nikapoka ny havia : nahavoa maharary, fa ny namana ihany. [2.415 #1128, 2.653] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Main droite qui a frappé la gauche : elle a fait mal, mais c' est sa compagne. [2.415 #1128] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Se disait des différends entre parents. [2.415 #1128] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 5 | Tsy misy tsy fantatr' Andriamanitra, saingy minia miondrika izy. [2.165 #17]
Tsy misy tsy fantatr' Andriananahary, fa saingy minia miondrika izy. [2.415 #59] Tsy misy tsy fantatr' Andriananahary, fa saingy miondrika izy. [2.415 #59] Tsy misy tsy fantatr' ilay Nanahary, fa minia miondrika izy. [2.558 #308] Tsy misy tsy fantatr' Tsy misy tsy fantatr' | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Il n' y a rien d' inconnu pour Dieu, mais il veut parfois baisser la tête et ignorer, pour ne pas punir. [2.415 #59]
Il n' y a rien qui soit ignoré de Lainanahary, mais il fait exprès de baisser la tête pour avoir l' air d' ignorer. [2.415 #692] Rien n' est caché à Dieu, quoiqu' il veuille bien se pencher (comme pour voir ce que font les hommes). [2.165] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Application, faite à Dieu, des paroles dites par le roi Andrianampoinimerina, de son fils. [2.415 #59]
Le roi Andrianampoinimerina disait ces paroles d'un de ses fils qui se taisait prudemment ; on les appliqua dans la suite aux personnes haut placées et sachant se taire. [2.415 #692] | ||||||||||||||||||||
Fizahan-teny |
| ||||||||||||||||||||