Teny iditra siaka
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Halozana, faharatsiam-panahy
Tsiron-javatra manaikitra ny lela, toy ny sakay [1.1]
Fanazavàna teny anglisy Fierceness, violence [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Méchanceté [1.3, 1.8]
 Violence, rudesse, sévérité, cruauté, férocité, sauvagerie
Goût piquant de certaines herbes
Causticité, violence de language [1.3]
 Goût piquant de certaines plantes [1.196]
Voambolana 
Sampanteny 
 
Kamban-teny 
Anaram-biby 
Anaran-toerana 

Teny iditra siaka
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Feo mikiririoka ataon' ny molotra, sioka: Ny siakan' ny manina
Feo entina miantso. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy Whistling [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Action de siffler, d'appeler en sifflant [1.3]
 Sifflement [1.8]
Ohatra 
1Fa injay nisy siaka mafy dia mafy nanakoako tao ivohony tao. [2.357]
2Ary mikalo foana ny voronkely eny an-tsaha, fa siaka tsy misy tonony ny azy raha tsy ny feon' i Vololona no mihira eo an-tsofiny. [2.529]
Voambolana 
Sampanteny 
 
Tovy hevitra sioka
Anaram-biby 
Ohabolana 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2021/11/01