|
|
|
|

Teny iditra1  singan' olona
Singan-teny  2  singa, olona
Sokajin-teny  3  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] enti-milaza olon-drery, tsy manan-kavana na namana miaraka amin' ny tena
Fanazavàna teny frantsay  5  [1.3] une personne seule, qui est au-dessus du nombre pair, qui est seul de sa famille
Mpanahaka  6  honjohonjon' olona, manirery, irery tena, mijongijongy, manjenjena, misiontsiona, tsy amboa tsy lambo, boribory, tsy ary ambony tsy ary ambany, tokan-tena, tsy mana-namana, milalao vovoka irery, mamikitra ahitra irery, akanga sisa nanamborana, tapa-porohana sisa tsy may

Fivaditsoratra  7  nolaingosan, nosolangain, singan' olona

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21