Teny iditra (1/3) | 1 sisa |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 Ny kely tafajanona amin' ny be efa lany na efa afaka: Nomen' Ikoto ny saka ny sisany. / Handeha kely izahay aloha, hoy ireto mpiasa, fa rahampitso mamita ny sisa 4 Ny ambiny: Iny misy vola roanjato; alao amin' iny ny karamanao nitaona vato, ary dia avereno aty amiko ny sisa 5 Ny tavela tsy voalaza: Andriamanitra no nanao ny olona, ny zavamaniry sy ny sisa [1.1] |
Fanazavàna teny anglisy |
6 a remnant, a residue [1.7] |
Fanazavàna teny frantsay |
7 reste, restant [1.8] |
Sampanteny |
|
Kamban-teny |
|
Ohabolana | 16 Ohabolana misy io teny sisa io |
Teny iditra (2/3) | 17 Sisa |
Sokajin-teny | 18 anaran-tsamirery (ara-baiboly) |
Fanazavàna teny anglisy |
19 Kish [2.996] |
Fanazavàna teny frantsay |
20 Qish [2.996] |
Voambolana |
21 Soratra Masina |
Teny nalaina avy amin' ny Baiboly | 22 Toko sy andininy momba Sisa |
Tsanganana sy sary iray takila |
23 Fitanisana |
Teny iditra (3/3) | 24 Sisà |
Sokajin-teny | 25 anaran-tsamirery (ara-baiboly) |
Fanazavàna teny anglisy |
26 Shisha [2.996] |
Fanazavàna teny frantsay |
27 Shisha [2.996] |
Voambolana |
28 Soratra Masina |
Teny nalaina avy amin' ny Baiboly | 29 Toko sy andininy momba Sisà |
Tsanganana sy sary iray takila |
30 Fitanisana |
Nohavaozina tamin' ny 2023/06/17 |