Fizahan-teny |
| ||||||||||||||||||||
Ohabolana : sisa | |||||||||||||||||||||
Ohabolana 1 | Akondro efa namoa, ka ny sisa no atero zezika fa izy Akondro efa namoa : ny sisa no atero zezika, fa izy | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Bananier qui a porté son fruit : fumez les autres, car pour lui, il va s' incliner et périr. [2.415 #1796] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Se disait des vieillards. [2.415 #1796] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 2 | Amboalahy mikiky taolana : tsy hery, fa hihitra. [2.653 #136]
Amboalahy mikiky taolana : tsy herin' ny nify fa hihitra no sisa. [2.558 #166] Toy ny amboalahy mikiky taolana : tsy hery fa hihitra. [2.415 #2331] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Chien qui ronge un os : ce n' est pas un indice de sa force, mais la preuve de son avarice. [2.415 #2331] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 3 | Angalisa rovi-kazo, ka anarany no sisa. [2.165 #1331]
Angalisa rovi-kazo, ka anaran-tsy very no sisa. [2.558] Angalisa rovi-kazo, ka ny anarana no sisa. [2.415 #407] Angalisa rovi-kazo : ny anarany no sisa. [2.653 #229] Basy angalisa rovi-kazo: anaran-tsy very no sisa. [1.1] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana malagasy | Entimilaza zavatra, na olona koa aza, izay nahavita be tamin' ny androny, nefa efa antitra na simba ka ny anarany sisa mijanona. [1.1] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Fusil anglais dont la crosse est usée : le nom seul lui reste. [2.415 #407]
Un fusil dont le fût est vermoulu, il n' a plus de fusil que le nom. [2.165] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | "Angalisa" est le nom du mousquet à pierre introduit à Madagascar d'Angleterre, il y a une centaine d' années. [2.165]
Se disait des guerriers usés par l' âge et la maladie ; et aussi de toutes les personnes ou choses usées. [2.415 #407] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 4 | |||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Laissez le passé suivre le passé, mais faites attention à la suite. [2.415 #6210] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 5 | Aza manary re fa hianareo no natao voamaintilany hany sisa. [2.558 #649]
Aza manary re, tompoko, fa hianao anie no natao voamaintilany hany sisa. [2.415 #2590, 2.653 #559] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Cher monsieur, ne m' abandonnez pas car j' ai compté sur vous comme sur la dernière graine de casse-cavelle. [2.415 #2590] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Tout le monde l' a abandonné et s' est dérobé, comme les graines des gousses qui éclatent au soleil. [2.415 #2590] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 6 | Boka manankarena : mividiana alika mba hihinana ny sisa. [2.415 #1955, 2.653 #781] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Lépreux, si tu es riche, achète un chien pour manger les restes de ta table. [2.415 #1955] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | On avait le dégoût et la peur des lépreux, personne n'aurait mangé leurs restes. [2.415 #1955] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 7 | Didy henan’ ny dombo antsy: botraika no sisa manapaka azy. [2.415 #6352, 2.653]
Didy henan' ny dombo antsy ka botraika no sisa manapaka azy. [2.558 #994] Didy henan’ ny dombo antsy: tapaka, fa be romoromo. [2.415 #6353, 2.653] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Homme au couteau usé qui coupe la viande : c' est son acharnement seul qui coupe. [2.415 #6352]
Homme au couteau usé qui coupe la viande : la viande est coupée, mais les bords des morceaux sont en lambeaux. [2.415 #6353] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Se disait de celui qui poursuit son but malgré tout. [2.415 #6353]
Se disait des gens qui vont au but malgré tout:. [2.415 #6352] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 8 | Didimaso mitomany, ka ny vava ihany sokafana dia vita. [2.165 #2045]
Didimaso mitomany ka ny vava no sisa sokafana dia vita. [2.558] Didimaso mitomany : ny vava ihany no sokafana, dia vita. [2.653, 2.415] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Chassieux qui pleure dans les funérailles : il lui suffit d' ouvrir la bouche, et c'est fait, puisque ses yeux pleurent toujours. [2.415 #2850]
Un chassieux pleurant: il n' a qu' à ouvrir la bouche et ça y est. [2.165] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Il n' a pas besoin de verser des larmes, ses yeux suppurant déjà. [2.165] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 9 | |||||||||||||||||||||
Ohabolana 10 | Manao | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | C' est comme un ménage de rats : chacun croque ce qu' il trouve ; c' est comme une chemise à laquelle on ajoute un morceau et qui n' a plus de la chemise que le nom. [2.415 #1187]
C' est un ménage de rats : chacun croque ce qu' il voit. [2.415 #1206] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Dans le mariage, s' il n' y a pas entente entre les époux, il ne reste plus que le nom ; ce proverbe se disait des époux qui allaient chacun de leur côté. [2.415 #1187]
Un ménage de prodigues. [2.415 #1206] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 11 | Gisalahy amoron' ony ka ny sisa tsy maty mihiaka. [2.558 #1226] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 12 | Ilay boka naka ody fitia : ny tarehiko anie efa simba fa izay hataonao no sisa! [2.558 #1397]
Ilay boka nitokoa ody fitia: "Ny tarehiko anie efa rava, fa ny hataonao no sisa e!". [2.415 #2001, 2.653 #1111] Ilay boka sy ny odiny : ny tarehiko anie efa simba, fa ny hataonao no sisa. [2.415 #73, 2.165] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Lépreux qui parle à son ody ou amulette : voilà que ma figure est gâtée ; il te reste à faire ton oeuvre si tu le peux. [2.415]
Lépreux qui prononce des imprécations en demandant de l'efficacité aux philtres d' amour : ma figure est ravagée, dit-il, mais il reste votre efficacité, je compte sur vous. [2.415 #2001] Un lépreux parlant à son amulette: "J' ai le visage ravagé (par la maladie c' est vrai), mais agis maintenant si tu y peux quelque chose". [2.165] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 13 | Ilay mitoto vary zato, ka faheniny sisa vao tsy fotsy. [2.415 #3920]
Toy ilay mitoto vary zato : faheniny no sisa vao tsy fotsy. [2.415 #3762, 2.653 #3168] Toy ilay nitoto vary zato : faheniny sisa vao tsy fotsy. [2.558 #4238] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | C' est comme celui qui pile cent mesures de riz : il ne lui reste plus qu' une petite mesure à piler et il n' y arrive pas. [2.415 #3762]
Il pile cent grandes mesures de riz mais il laisse la dernière mesure inachevée. [2.415 #3920] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Se disait de ceux qui négligent de finir leur travail. [2.415 #3920]
Se disait d'une affaire qu' on laissait inachevée alors quelle était près d' être terminée. [2.415 #3762] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 14 | Kabarin-dRainisalama ka ny sisa manaraka ihany. [2.558 #1586]
Kabarin-dRainisalama : ny lasa dia lasa, ny sisa manaraka ihany. [2.415 #4432] Kabarin-dRainisalama : ny lasa momba ny lasa, ny sisa manaraka ihany. [2.415 #4432] Toy ny kabarin-dRainisalama, ka ny sisa manaraka ihany. [2.558 #4292] Toy ny kabarin-dRainisalama: ny lasa dia lasa, ary ny sisa manaraka ihany. [2.653] Toy ny kabarin-dRainisalama: ny lasa momba ny lasa, ary ny sisa manaraka ihany. [2.165 #1258] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Pareil au discours de Rainisalama: ce qui est passé est passé, mais l' avenir nous reste (litt. suivra). [2.165]
Paroles de Rainisalama : ce qui est parti est parti, le reste suivra. [2.415 #4432] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Paroles dites par le débiteur, en payant la partie de la dette qu'il peut payer. On les disait aussi d'une délibération qui devait se poursuivre. [2.415 #4432] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 15 | Kitoza raiki-molaly : anaran’ omby no sisa. [2.653 #1273]
Kitoza raiki-molaly : anaran' omby no sisa ( Kitoza raiki-molaly, ka anaran' omby no sisa. [2.165 #2206] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | De la viande boucanée couverte de suie: elle n' a pas plus de bœuf que le nom. [2.165] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 16 | Lamba somizy natohy loha : ny kibo dia efa namoy, fa vava tsy ratsy no sisa. [2.415 #5273, 2.653 #1306]
Lamba somizo natohy loha : ny kibo dia efa namoy, fa vava tsy ratsy no sisa. [2.558 #117] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Lamba en calicot, fait des deux bouts d' un lamba usé au milieu, réunis ensemble : le coeur en a fait déjà l' abandon, et il n' y a plus que de bonnes paroles. [2.415] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Se disait d' une union ou d' une amitié sur le point de se rompre. [2.415 #5273] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 17 | Lasa ny tsaramaso, fa ny Lasa ny tsaramaso, fa ny | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 18 | Manao soa, tohatra ny ho avy ; manao ratsy, hidin' ny sisa. [2.415 #2948]
Manao soa, tohatry ny ho avy; manao ratsy, hidin’ ny sisa. [2.558 #2012, 2.653 #1556] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Celui qui fait le bien rencontrera les biens futurs, celui qui fait le mal ferme la porte à l' avenir. [2.415 #2948] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 19 | Maso voan' ny sakay, ka ny sisa no tandremana tsara. [2.558 #2162]
Maso Maso voa sakay, ka ny sisa no tandremana. [2.165 #1133] Maso voa sakay : ny sisa no tandremana. [2.974 #269] Maso voa sakay : ny sisa no tandremo tsara. [2.653] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana malagasy | Raha indray mandeha no voan-javatra, mitandrina mafy tsy ho voa intsony amin' ny sisa. [1.1] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Oeil atteint par le piment : faites attention à l'avenir. [2.415]
Quand le piment vous est entré dans les yeux, il ne reste qu’à s’en préserver à l’avenir. [2.974 #269] Quand on a eu les yeux piqués par le piment (une fois), on est sur ses gardes à l' avenir. [2.165] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Une fois atteint il est trop tard, mais il faut être sur ses gardes pour l'avenir. [2.415 #2721] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 20 | |||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Grande mortalité à la façon du riz couché à terre par le vent ou la pluie : c' est comme dans l' épidémie qui a frappé les gens de l'Imamo et ceux qui ne meurent pas deviennent ventrus. [2.415 #2881] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Allusion à une grande épidémie qui avait eu lieu dans l'Imamo. [2.415 #2881] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 21 | Mpamosavy malemy ka ny an-trano sisa aringany. [2.558 #2565] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 22 | Ny hafaladia no afaka fa ny Ny hafaladia no afaka, fa ny Ny hakitrokely no afaka, fa ny hafaladia no sisa. [2.415 #3211] Vao hafaladia no lasa, fa ny folo mandifotra olona mbola ho avy. [2.653 #3612] Vao ny hafaladia no lasa, fa ny impolo mandifotra olona mbola ho avy. [2.415] Vao ny hafaladia no lasa fa ny mandifotra mbola ho avy. [2.558 #4857] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Ce qui ne va qu' à la plante des pieds est passé, mais ce qui est profond de dix mesures de la taille d' un homme va venir. [2.415]
On a enlevé jusqu' à la cheville mais il reste jusqu' à la semelle. [2.415 #3211] Vous avez fait jusqu' à la plante des pieds, il vous reste à faire jusqu' à la bouche. [2.415 #3286] Vous avez traversé l' eau qui n' allait que jusqu' aux pieds, il vous reste à traverser celle qui va jusqu' à la bouche. [2.165] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Il reste encore quelque chose à faire, à donner, ou à partager. [2.415 #3211]
Le facile est fait, mais le difficile reste à faire. [2.415 #3286] Reste le plus difficile. [2.415 #3319] Se dit d' un travail à exécuter dent on n' a fait encore que la partie la plus facile. [2.165] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 23 | Ny maty no tsy alevina alahady, dia ny velona no tandrovina. [2.558 #3138]
Ny maty no tsy alevina Alahady, ny velona no tandrovina. [2.653 #2343] Ny maty no tsy alevina alakamisy, ny sisa velona matahotra sao misy maty indray. [2.415 #2903] Ny maty no tsy alevina alakamisy sy alahady, ny velona no tandrovina. [2.165 #69, 2.415 #2904] Raha mandevina alahady, malady maty ny velona. [2.415 #2914] Raha mandevina alakamisy, misy maty indray ny velona. [2.415 #2915] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Quand on ensevelit le jeudi, il y a d' autres morts. [2.415 #2915]
Quand on enterre le dimanche, les vivants meurent vite. [2.415 #2914] S' il ne faut pas enterrer les morts le jeudi, c' est parce que les vivants craignent qu' il y ait d' autres morts. [2.415 #2903] S' il ne faut pas enterrer les morts le jeudi et le dimanche, c' est pour épargner les vivants. [2.415 #2904] Si l' on n' enterre les morts ni le jeudi ni le dimanche, c' est parce qu' il faut penser aux vivants. [2.165] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Cette croyance superstitieuse était fondée sur un jeu de mot, le mot jeudi en malgache pouvant signifier : un parti, il y en aura d'autres. [2.415 #2903]
Croyance superstitieuse fondée sur le jeu de mots entre alahady et malady, dimanche et vite. [2.415 #2914] Croyance superstitieuse fondée sur le jeu de mots entre alakamisy et ka misy, jeudi et il y a. [2.415 #2915] Les Malgaches craignaient la mort : ils disaient en faisant des jeux de mots superstitieux : les vivants meurent vite si on enterre le dimanche, et il y a des morts quand on ensevelit le jeudi. [2.415 #2904] On pensait qu' en ensevelissant ces jours-là on augmentait les décès en répandant la maladie. [2.165] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 24 | Ombalahy navalan-drano : ny hery efa kely, fa hambom-po no sisa. [2.415 #6032]
Ombilahy navalan-drano, ka ny hery efa kely fa ny hambom-po no sisa. [2.558 #3416] Ombilahy | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Taureau jeté dans le courant d' une rivière : sa force est bien diminuée, mais il lui reste la fierté. [2.415 #6032] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Se disait de gens déchus et qui restent fiers. [2.415 #6032] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 25 | Omby sisa mita : izay tratra amarana. [2.653 #2556]
Omby sisa mita, ka izay tratra no amaharana. [2.558 #3442] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 26 | Omby zato tsy nampihosy, ka efa iray sisa vao | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 27 | Omena manta : " tsy omby vilany " ; omena masaka : " sisa tsy lany " . [2.415 #1465, 2.653 #2571]
Omena ny manta ka hoe : tsy omby vilany, omena ny masaka, lazaina ho sisa tsy lany. [2.558 #3444] Rafozana be menomenona: anaterana ny | ||||||||||||||||||||
Fanazavana malagasy | Enti-milaza olona sarotra omena fahafahampo, be fanakianana na inona inona atao aminy. [1.1] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Donnez-leur quelque chose qui n'a pas passé au feu, ils disent qu' on le donne parce que la marmite n' a pas pu le contenir ; donnez-leur quelque chose qui est cuit, ils disent qu' on "leur donne des restes. [2.415 #1465] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Ce proverbe, dont le sens général s'applique aux gens qui ne sont jamais contents, se disait surtout des beaux-parents qui avaient la réputation d'être exigeants. [2.415 #1465] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 28 | Ondry boka ka lazan-karena no sisa. [2.558 #3458] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 29 | Piapiakan' aketa no | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 30 | Raha miady ny andevolahy, dia ny maty momba ny maty, ary ny sisa manompo. [2.415 #6003] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Quand les esclaves se battent, ceux qui sont tués vont habiter parmi les morts, et les survivants continuent leur service. [2.415 #6003] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Réponse faite par le premier ministre à la reine Rabodo, femme de Radama II, lorsqu' elle essayait de l' apaiser ; il signifiait par là, sa volonté de poursuivre sa vengeance contre les courtisans du roi. [2.415 #6003] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 31 | Raha tsy azoko Zozoro miantaha rano, ka sangasanga no farany. [2.165 #1700, 2.415 #2127] Zozoro miantaha rano, ka sangasanga no sisa. [2.558] Zozoro miantaha rano : sangasanga no farany. [2.653 #3790] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Des joncs qui ne profitent pas de l' eau, le panache seul sera utilisable (ou: restera). [2.165 #1700]
Joncs qui ne profitent pas de l' eau : il n' en restera que le panache. [2.415 #2127] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 32 | Rangahy maty vady : finareta ry | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Homme dont la femme est morte : réjouis-toi, ô mon ventre, dit-il, tu n' as que cela à faire, le reste est l' affaire des enfants. [2.415 #891] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Se disait des vieux égoïstes. [2.415 #891] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 33 | Ravinkazo manintsana, ka ny sisa no Ravin-kazo nahintsana ; ny lasa tsy azo tetezina, fa ny sisa no Ravinkazo nanintsana, ka ny lasa tsy azo ahoana, fa ny sisa Ravin-kazo nanintsana: ny lasa tsy azo tetezina, fa ny sisa no Ravinkazo nanintsana : ny lasa tsy azo tetezina, fa ny sisa no Ravinkazo | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Des feuilles tombées: avec celles qui sont détachées, il n' y a rien plus à faire, mais celles qui restent, on les fera croître. [2.165]
Feuilles d' arbres qui sont tombées : on ne peut pas les compter, mais on se rattrape en faisant pousser les autres. [2.415 #6435] Feuilles d'arbres qui tombent : on se rattrapera en faisant pousser les autres. [2.415] Feuilles tombées d’un arbre : on ne compte plus sur celles qui sont parties, mais on soigne celles qui restent. [2.974 #456] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Le passé est passé, mais le repentir permet de compenser dans l'avenir. [2.415 #6435]
Se disait du repentir et de l'amendement. [2.415 #6434] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 34 | Reniakoho Reniakoho Reniakoho Reniakoho | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Poule mère prise par un petit oiseau tsintsina : elle en est dans l' ébahissement. [2.415 #5776]
Poule mère sur laquelle a fondu un petit oiseau tsintsina : elle ne se met pas en colère, mais elle est étonnée. [2.415 #5777] Une poule à laquelle un passereau a raflé quelque chose: elle n' est pas fâchée mais seulement étonnée. [2.165] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Se disait de l'audace des trop petits. [2.415 #5777] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 35 | Ron' i Mandiavato; ny sisa tsy lany | ||||||||||||||||||||
Fanazavana malagasy | Ohabolana ilazana tsy fahaizan-javatra ka mahatonga ny zavatra hariariana foana, toy ireo olona voalaza eto izay nanisy rano be loatra ny laoka ka nanjary tsy nisy tsirony ary tsy lany ilay laoka. [1.1] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | La sauce des gens d' Imandiavato: quand ils ont mangé, le surplus leur sert à se laver les pieds. [2.165] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Ce qui montre que cette sauce ne valait pas grand chose, ou qu' on en avait bien trop préparé. [2.165] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 36 | Sahala amin' ny tari-tafi-dRainigory : izay sisa tsy maty, dridraina. [2.415 #449]
Sahala amin' ny tari-tafi-dRainigory : izay sisa tsy maty, Tari-tafi-dRainingory, ka ny sisa tsy maty dridraina. [2.558 #4110, 2.165] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | C' est comme dans l' expédition conduite par Rainigory : les soldats qui ne sont pas morts reviennent couverts d' ulcères. [2.415 #449]
L' expédition (militaire) dirigée par Rainingory: tous ceux qui en revinrent étaient couverts d' ulcères. [2.165] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Ils n' étaient plus bons à rien. Ce proverbe donne une idée de la façon dont se faisait la guerre sous l'ancien gouvernement malgache. Il n' existait aucun service sanitaire, et la maladie faisait souvent plus de victimes que les combats. Rainingory était un général qui vécut jusqu' à l' âge de cent ans,. [2.165]
Les soldats de Rainigory étaient revenus de la côte pleins d' ulcères ; ce proverbe se disait des entreprises dont l' issue était malheureuse ; il se disait aussi pour se moquer des chefs. [2.415 #449] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 37 | Tanin' andro hariva ka kely sisa hananana azy. [2.558 #4048]
Tanin' andro hariva : kely no ananana azy. [2.415 #6179] Toy ny tanin' andro hariva, ka kely no ananana azy. [2.165 #715] Toy ny tanin' andro hariva, ka tsy ho ela intsony dia ho lasa. [2.558 #4334] Toy ny tanin' andro hariva: kely no ananana azy. [2.653 #3234] Toy ny tanin' andro hariva : kely sisa no ananana azy. [2.974 #473] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | C’est, le soleil du soir : profitons du peu qui reste, chauffons nous à ses derniers rayons. [2.974 #473]
Quand on se chauffe le soir aux rayons du soleil, on ne peut pas le faire longtemps. [2.415 #6179] Quand on va se mettre au soleil le soir, il n' y en a plus pour longtemps. [2.165 #715] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Se disait des choses faites à la hâte et sans préparation, des choses auxquelles on ne pouvait pas se préparer et aussi de celles dont on ne pouvait pas profiter longtemps. [2.415 #6179] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 38 | Tari-tafi-dRainigory : ny sisa tsy maty dia sisan-katina. [2.415 #459]
Tari-tafi-dRainingory: ny sisa tsy maty dia Tari-tafi-dRainingory: ny sisa tsy maty dia sisan-katina. [2.653] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Expédition conduite par Rainigory : ceux qui ne sont pas morts reviennent galeux. [2.415 #459] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Se disait pour se moquer du général ; les soldats de Rainigory avaient rapporté la gale de leur expédition à la côte. [2.415 #459] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 39 | Totohondry voavonkina : hanainga no sisa. [2.415 #3526, 2.653 #3157]
Totohondry voavonkina, ka ny manainga no sisa. [2.558 #281] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Poing fermé : il n' y a plus qu' à le lever. [2.415 #3526] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Le sens est : prêt à la lutte. [2.415 #3526] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 40 | Vatolampy nanasan-dandy : ny lavenona lasan' ny rano ary ny landy lasan' ny tompony, fa ny vato no sisa tratra eo. [2.558 #4891]
Vatolampy | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 41 | Sakalava very omby ka ny sisa no atao tsara (mafy) hidy. [2.558 #3800]
Vonizongo very omby : ny sisa no hatao tsara hidy. [2.415 #6263, 2.653 #3737] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Homme des Vonizongo qui a perdu un boeuf : il enfermera bien les autres. [2.415] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Un homme averti en vaut deux. [2.415 #6263] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 42 | Vovoka an-kadilanana, ka ny sisa tsy lasan' ny rivotra raha ririnina, dia faohin' ny riaka raha fahavaratra. [2.415 #3164, 2.165]
Vovoka an-kadilanana : ny tsy lasan' ny rivo-dririnina, faohin' ny riaka raha fahavaratra. [2.558 #5053] Vovo-tany an-kadilanana : raha ririnina, fohin’ ny rivotra ; raha fahavaratra, lasan' ny riaka. [2.974 #339] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Comme la poussière d’un chemin encaissé : en hiver, le vent l’emporte ; en été, le torrent l’entraîne. [2.974 #339]
De la poussière dans un défilé: ce qui n' a pas été emporté par le vent en hiver est entraîné par les torrents en été. [2.165] Poussière dans un défilé étroit ce que le vent d' hiver n' a pas emporté, est entraîné par les torrents en été. [2.415 #3164] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 43 | Zanaky ny mpanan-karena tsy mitafy : ny anaran-drainy sisa tafiny. [2.415 #1014, 2.653 #3762, 2.558] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Enfants de riches, qui ne sont pas vêtus : il leur reste le nom de leur père pour se vêtir. [2.415 #1014] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Se disait des parents avares qui ne donnaient pas le convenable à leurs enfants, et surtout des enfants qui avaient dissipé l' héritage de leurs parents. [2.415 #1014] | ||||||||||||||||||||
Fizahan-teny |
| ||||||||||||||||||||