|
|
|
|

Teny iditra1  sitrika
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Fandentehana na filentehana ao anaty lavaka; fampidirana zavatra tsy ho hita na fanafenana
entina milaza koa ny fandevenana ny maty na fampidirana ao am-pasana ny faty alevina
Sampanteny 
4  Matoantenin' ny mpanao :
5  Matoantenin' ny iharana :
6  Matoantenin' ny fameno :
7  Anarana :
8  Mpamaritra :

Fivaditsoratra  9  asitrik, katsiry, rakitsy, sitrika, tsariky, tsikari, tsirika

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21