Teny iditra solaitra
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Karazam-bato voavoatra hanoratana na hatao tafontrano: Mbola manoratra amin' ny solaitra Ibalita [1.1]
Fanazavàna teny anglisy A slate for writing [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Ardoise d'écolier [1.8]
 Ardoise [1.13]
Ohatra 
1Hazo fisaka nolokoina mainty no solaitra. [2.117]
2Fa ny solaitra no tanimbariny, ary ny pensily no angadiny. [1.437]
Voambolana 
Kamban-teny 
Renianarana vato
Anarana iray reny albasitra, diamondra, falia, jabilao, karanana, karangana, marbra, sokay
Ny fihaviany Anglisy: slate.

Nohavaozina tamin' ny 2023/10/08