|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  tabataba
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] horakoraka, kotaba: Aoka tsy hisy hanao tabataba fa matory ny marary
Fanazavàna teny anglisy  4  [1.2] noise, clamour, vociferation, bustle [compare Swahili taabu, trouble]
5  [1.7] noise, racketder
Fanazavàna teny frantsay  6  [1.3] bruit, tumulte, tapage, clameurs, confusion
7  [1.8] bruit, tapage
Ohatra  8  Horakoraka sy tabataba be no nanerana an'i Betafo manontolo. [2.324]
9  kakakaka sy tabataba no re avy ao amin' ny nisy azy tao. [2.472]
Voambolana  10  Feo
Sampanteny 
11  Matoantenin' ny mpanao :
12  Matoantenin' ny iharana :
13  Matoantenin' ny fameno :
14  Anarana :
15  Mpamaritra :

Teny iditra (2/2)16  tabataba
Sokajin-teny  17  anarana
Fanazavàna teny malagasy  18  [1.1] fikorontanana, fihetsiketsehana: Noraran'ny fanjakana ny filaharan'ny mpianatra fa mety ho nampisy tabataba teto an-tanàna
fikomiana na fanoherana ny fitondrana: Nahafaty olona an'aliny maro ny tabataba tamin'ny taona 1947
Fanazavàna teny anglisy  19  [1.2] political tumult
20  [1.7] political upheaval, civil disorder
Fanazavàna teny frantsay  21  [1.3] trouble, désordre
22  [1.3] révolution, tumulte politique
23  [1.8] tumulte politique, rébellion
Ohatra  24  Asabotsy moa ny 29 Martsa 1947 nipoahan' ny tabataba tao Moramanga. [2.472]
Voambolana  25  Feo
Sampanteny 
26  Matoantenin' ny mpanao :
27  Matoantenin' ny iharana :
28  Anarana :

Fivaditsoratra  29  batabata, tabataba

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21