Teny iditra | 1 tafio-drivotra |
Sokajin-teny | 2 kambanteny |
Singan-teny | 3 tafiotra, rivotra |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] karazan-drivodoza |
Fanazavàna teny anglisy |
5 [1.7] a high wind, a hurricane |
Fanazavàna teny frantsay |
6 [1.8] grand vent, cyclone |
Ohatra |
7 [2.324#] Maizina dia maizina ny alina tamin'izay, fa nifofofofo ny tafiodrivotra
|
Voambolana | 8 Haitoetrandro |
Renianarana |
|
Anarana iray reny |
|
Lahatsoratra | 31 Randzavola: tafio-drivotra ao amin' ny Baiboly |
Nohavaozina tamin' ny 2025/08/22 |
![]() |