|
|
|
|

Teny iditra1  tafio-drivotra
Singan-teny  2  tafiotra, rivotra
Sokajin-teny  3  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  4  karazan-drivodoza [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5  a high wind, a hurricane [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  6  grand vent, cyclone [1.8]
Ohatra  7  Maizina dia maizina ny alina tamin'izay, fa nifofofofo ny tafiodrivotra [2.324#]
Voambolana  8  Haitoetrandro
Renianarana 
Anarana iray reny 
Lahatsoratra  30  Randzavola: tafio-drivotra ao amin' ny Baiboly

Nohavaozina tamin' ny 2024/10/31