Teny iditra take
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Sakalava] Hazo amehezana ny ladirisy eo am-pototry ny andrin' ny botry na ny sambolay [1.1]
Voambolana 
Sampanteny 

Teny iditra take
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny anglisy  maka, mihazona
mandrombaka, mamabo
mandray
mangalatra
manala ( marika)
mitondra
Mitaingina fiara mba handeha
maka (sary)
manotrona
mamandrika (gazety)
manoratra
mihevitra ho [1.17]

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2022/09/14