|
|
|
|

Teny iditra (1/4)1  teza
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.78] [Taisaka] fiterahana, fitaizana

Teny iditra (2/4)4  teza
Sokajin-teny  5  anarana
Fanazavàna teny malagasy  6  [1.1] Fahelana
Toetran' ny zavatra naraikitra mafy; zavatra najoro ho fahatsiarovana maharitra ka naorina sy nohamafisina tsy hianjera
Fanazavàna teny anglisy  7  [1.7] something firm and durable
Fanazavàna teny frantsay  8  [1.8] chose solide, qui dure
9  [1.196] [Tanala] (sens général : de longue durée). A. Grandidier et Malzac donnent ce mot comme nom d'un arbre. Il désigne en fait les bois en grume qui ont macéré dans l'eau après la coupe. Cela les rend beaucoup plus résistants, plus durables. Dans le Betsileo, c'est le nom des colonnes en bois, souvent de forme phallique, qu'on consacre à la mémoire des ancêtres
Sampanteny 
10  Matoantenin' ny mpanao :
11  Matoantenin' ny iharana :
12  Anarana :
13  Mpamaritra :
Kamban-teny 
Anaran-toerana 
Ohabolana  16  Ohabolana misy io teny teza io

Teny iditra (3/4)17  teza
Sokajin-teny  18  anarana
Fanazavàna teny anglisy  19  [1.7] heartwood
Fanazavàna teny frantsay  20  [1.8] bois dur au milieu d'un arbre
21  [1.196] Terme de foresterie ; duramen ou « coeur » d'un arbre ; partie la plus dure et la plus colorée du bois.
Voambolana  22  Haizavamaniry: amin' ny ankapobeny

Teny iditra (4/4)23  teza
Sokajin-teny  24  anarana
Fanazavàna teny frantsay  25  [1.13] axe
Kamban-teny 

Nohavaozina tamin' ny 2025/02/02