|
|
|
|

Teny iditra1  tokana
Sokajin-teny  2  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Iray, anankiray, singana: Andriamanitra dia tokana ary tsy mety ho maro Izy
Irery, miavaka irery, manirery: Trano tokana erý an-tampon-tendrombohitra no ipetrahany
Tsy misy afa-tsy izany: Ny fanamboaran-tena tokana no hany raharahany mandritra ny maraina tontolo
Fanazavàna teny anglisy  4  [1.7] alone, single
Fanazavàna teny frantsay  5  [1.8] seul, solitaire
Ohatra  6  Samy nitsetra an-dRazay voronkely tokana rava akany nialofana ny olona rehetra. [2.324]
7  Nanaiky azy fatratra ilay soavaly tokana atahorany isan' andro vaky. [2.470]
8  Lalan-tokana no azonareo roa lahy aleha, hoy izy. [2.472]
Haiendriteny 
9  Tsotra :
Sampanteny 
10  Matoantenin' ny mpanao :
11  Matoantenin' ny iharana :
12  Matoantenin' ny fameno :
13  Anarana :
14  Mpamaritra :
Mpanahaka  15  irery, honjohonjo, singana, fotsiny
Kamban-teny 
Anaram-javamaniry 
Anaran-toerana 
Ohabolana  64  Ohabolana misy io teny tokana io

Fivaditsoratra  65  akaton, akotan, antoka, atakon, atokan, atonak, kantao, katona, kotana, naatok, nakato, nakota, natako, natoka, takona, tanako, tokana, tonàka, tonaka

Nohavaozina tamin' ny 2025/02/08