|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  toko
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Ireo biriky na vato telo ipetrahan' ny vilany andrahoana sakafo: Tambino ity toko tapaka ity sao mianjera eo ny vilany
Fanazavàna teny anglisy  4  [1.7] a trivet for supporting a kettle
Fanazavàna teny frantsay  5  [1.3] trépied, les trois pierres fixées au foyer en guise de trépied sur lesquelles on met la marmite
6  [1.8] trépied pour une marmite
Kamban-teny 
Anaran' olona 
Ohabolana  18  Ohabolana misy io teny toko io

Teny iditra (2/2)19  toko
Sokajin-teny  20  anarana
Fanazavàna teny malagasy  21  [1.1] Fizarazaran' ny boky eo amin' ny fandaharana ny lahateny na ny tantara: Toko fahasivy
Fitambaran-javatra efa voatsinjarazara samy hitokana: Ohatrinona ny toko iray amin' ireto voanjo ireto?
Fanazavàna teny anglisy  22  [1.7] a group, a company
Fanazavàna teny frantsay  23  [1.3] chapitre: Vakio ny toko fahadimy (Lisez le cinquième chapitre)
tas, lot, part, escouade, bande: Ataovy toko folo ireo paiso ireo (Faites dix tas, dix parts de ces pêches) ~ Ataovy toko telo io hena io (Faites trois parts de cette viande) ~ Mikambàna amin' ny toko fahefatra hianao (Unissez-vous à la quatrième bande)
24  [1.8] tas; chapitre; groupe, compagnie
Sampanteny 
25  Matoantenin' ny mpanao :
26  Matoantenin' ny iharana :
27  Matoantenin' ny fameno :
28  Anarana :
29  Mpamaritra :
30  Tambinteny :
Kamban-teny 

Fivaditsoratra  38  Koto, toko

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21