|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  tolotra
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Fanomezana omena ny mpaka sy ny mpanatitra mpanambady
Fanomezam-panànana (na vitsivitsy aminy fotsiny) ataon' ny ray aman-dreny aloha ben' ny hahafatesany: Nataon-drainy tolotra ho an' i Faralahy ilay tanimbary erý ambony andrefana
Fandrosoana zavatra olona ho mari-panajana na fitiavana: Rehefa vita ny tolotra fehezam-boninkazo, dia nitsangana ny manam-pahefana hikabary
Fanazavàna teny anglisy  4  [1.7] a gift, something handed over
Fanazavàna teny frantsay  5  [1.8] don, legs, ce qu'on offre
6  [1.13] offre, proposition, donation
Ohatra  7  Ny olona tompon-trano kosa dia manome tolotra kely ho azireo. [2.332#103]
8  Mitondra haninkely ny vinantolahy: tolotra ho an' ny Rafozany [2.245#76]
Sampanteny 
9  Matoantenin' ny mpanao :
10  Matoantenin' ny iharana :
11  Matoantenin' ny fameno :
12  Anarana :
13  Mpamaritra :
Kamban-teny 

Teny iditra (2/2)17  tolotra
Sokajin-teny  18  anarana
Fanazavàna teny malagasy  19  [1.1] Bararata atao amin' ny fanondro na ny ankikely hanantsodiana ny kofehy rehefa mamoly landy, na hangoronana ny efa vita

Fivaditsoratra  20  atolotr, tolotra

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21