|
|
|
|

Teny iditra1  tongilana
Fototeny  2  hilana
Sokajin-teny  3  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Tsy mipetraka marina tsara ka mirona amin' ny ilany iray
Voatarika amin' ny ratsy, miangatra.
Fanazavàna teny frantsay  5  [1.20] penché
Sampanteny 
6  Matoantenin' ny mpanao :
7  Matoantenin' ny iharana :
8  Matoantenin' ny fameno :
9  Anarana :
10  Mpamaritra :

Fivaditsoratra  11  atongilan, natangoli, natongali, natongila, tongilana

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21