Teny iditra |
tsarika > sarika
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | Sintona, roritra [1.1]
|
Fanazavàna teny frantsay | Action de tirer (comme quand on tire les fibres du bananier) Action d'épuiser, comme la maladie, le travail [1.3]
|
| Action de tirer les fibres, défibrer [1.196]
|
Sampanteny |
Kamban-teny |
|
|
Teny iditra |
tsarika > sarika
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | Kofehy madinika avy amin' ny vatan' akondro [1.1]
|
Fanazavàna teny frantsay | Les fibres du bananier [1.3]
|
| Fibre du Musa textilis, dite : « chanvre de Manille », autrefois très utilisée comme textile en Imerina. Elle servait à faire les tissus dits lamba sarika [1.196]
|
Ohatra | Ny jiafotsy no fitafiana naman' ny sarika.
[1.437]
|
Kamban-teny |
|
|
Teny iditra |
tsarika > sarika
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | Karazan' akondro fakana tsiratsirany ny vatany, izay nanaovan' ny Ntaolo indrindra lamba fahiny; ny vatan' ny akondro sarika dia lava, ne fa ny voany madinika [1.1]
|
Fanazavàna teny frantsay | [Merina]
(de sarika : action de tirer les fibres, défibrer).
Musa textilis Née (Musaceae). Il fournit une fibre dite : « chanvre de Manille »
[1.196]
|
Anarana siantifika | Musa textilis |
Voambolana |
Anaram-javamaniry |
|
|