|
|
|
|

Teny iditra1  tsiaro
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.78] [Taisaka] fahatsiarovana
4  [1.1] Fiverenan' ny zavatra efa lasa ao an-tsaina indray.
5  [1.13] fahatsiarovana; fifohazana
Fanazavàna teny frantsay  6  [1.3] souvenir, mémoire, réveil
7  [1.13] souvenir, réveil
Ohatra  8  Alina atorian'ny zava-boahary, fa ifohazan'ny tsiaro ratsy pirina! [2.944]
Sampanteny 
9  Matoantenin' ny mpanao :
10  Matoantenin' ny iharana :
11  Matoantenin' ny fameno :
12  Anarana :

Fivaditsoratra  13  asoitr, asotry, atrosi, atsiro, atsory, isotra, itrosa, itsora, ositra, ratsio, soitra, soraty, sorita, trosai, tsiaro

Nohavaozina tamin' ny 2025/02/02