|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  tsindrano
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Karazam-balala any anaty rano izay mitomamotamo ny volony
Fanazavàna teny anglisy  4  [3.1] a species of grasshopper
Fanazavàna teny frantsay  5  [1.3] nom d'une sauterelle de couleur olivâtre. Paracinema tricolor, Th.
Voambolana  6  Haibiby: tsy manan-kazon-damosina
Kamban-teny 
Anaram-biby 
Anaram-poko 
Renianarana 
Anarana iray reny 

Teny iditra (2/2)35  Tsindrano
Sokajin-teny  36  anaran-tsamirery (olona) [Fitanisana]
Fanazavàna teny frantsay  37  [1.3] nom d'une catégorie de Hovas attachés au service du souverain ou des princes
Tovy hevitra  38  tsindranolahy

Fivaditsoratra  39  atsindron, nandrotsy, natsindro, tsindrano, Tsindrano, tsindrona

Nohavaozina tamin' ny 2025/02/08