|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  tsoka
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 Fandefasana rivotra avy ao am-bava: na hamonoana na hamelomana afo na hampangatsiatsiahana na hanalana vovoka amin-javatra iray, na koa hampanenoana zavamaneno, toy ny bingona, trompetra [1.1]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :
Kamban-teny rehetra  16 tso-drano

Teny iditra (2/2)17  tsoka
Sokajin-teny  18  anarana
Fanazavàna teny malagasy  19 Ilay zavatra mitsiranorano be toa menaka ao anaty taolana [1.1]
20 zavatra mitsiranoka be toa menaka ao an'aty taolana [1.13]
Fanazavàna teny frantsay  21 moelle [1.13]
Voambolana  22  Haiaina
Kamban-teny rehetra  23  Fikambanana 3 amin' io teny io

Fivaditsoratra  24 katso, 25 kotsa, 26 tsako, tsoka

Nohavaozina tamin' ny 2026/02/22