Teny iditra | 1 tsotra |
Sokajin-teny | 2 mpamaritra |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Mahitsy tsy misy mivonkina: Tsotra tahaka ny tsinaim-balala Mora tsy manahirana ny fanaovana na fampiasana azy: Milina tsotra ity anao ity Mora azo, tsy be olakolaka na miolikolika: Lahateny tsotra ~ Valinteny tsotra Tsy manan-kevi-dratsy hamely, tsy manafinafin-kevitra: Tsotra ohatra ny zazakely Mora badoina: Tsotra loatra izy ka ambakain' ny sasany Tsy be aingitraingitra na fombafombany: Manao fitafiana tsotra izy |
Fanazavàna teny anglisy |
4 [1.7] smooth, plain; easy, simple |
Fanazavàna teny frantsay |
5 [1.8] lisse, droit; simple, facile |
Ohatra |
6 fitafiana tsotra kanefa madio sady milamindamina. [2.324] 7 mamy dia mamy raha hanina tsotra amin' izao, saingy tsy mamy ny ranom-boafotsy asiana azy; [2.470] 8 Mpitsabo tsotra ireny " dokotera" ireny matetika. [2.472] |
Sampanteny |
|
Kamban-teny |
|
Lohateny |
Ohabolana | 32 Ohabolana misy io teny tsotra io |
Fivaditsoratra | 33 tsatro, tsotra |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |