Teny iditra valala
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny frantsay Innombrable [1.3]
 Se disait de ce qui est innombrable [2.415]
Kamban-teny 
Anaram-javamaniry 

Teny iditra valala
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Karazam-bibikely lava tanana, maitso na manja, ary misy tongony efatra ka ny roa eo aoriana lavalava kokoa noho ny eo aloha, izay ahafahany mitsambikina. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy A grasshopper, a locust [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Sauterelle, criquet [1.8]
Voambolana 
Kamban-teny 
Anaram-biby 
Anaram-javamaniry 
Zanakanarana adrisa, aketa, ambolo, ambolokely, ampongavato, dongara, fisanga, kijeja, koraika, mahaverizoky, ramijaingy, sompanga, tsikondry, tsimbaivay, tsimbatavata, tsimbolavola, tsimbotry, tsimpefe, tsindakana, tsindrano, tsingentana, tsipefe, zafinadrisa
Ohabolana 
Lahatsoratra 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/04/26