Fizahan-teny |
| ||||||||||||||||||||
Ohabolana : valala | |||||||||||||||||||||
Ohabolana 1 | Adrisa tsy ampoky ny ahitra angaha aho no hifiaka izay antsoro maina. [2.558]
Ataonao ho valala tsy ampoka ny ahitra ve aho, ka hifiaka ny antsoro maina ? [2.653 #300, 2.415] Ataonao ho valala tsy ampoka ny ahitra ve aho, ka hihinana ny ahi-tsorohitra ? [2.653 #300, 2.415] Ataonao ho valala tsy ampoky ny ahitra va aho ka hifiaka ny antsoro maina? [2.165 #2284] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Me prenez-vous pour une sauterelle non rassasiée d' herbe, et qui va manger l' herbe des alouettes ou mâcher de l'herbe antsoro sèche ? [2.415] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Me prenez-vous pour un affamé ? [2.415] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 2 | Aiza no dia ho anao avokoa ny valala manatody sy fandria-maraina? [2.165 #671]
Aiza no dia ho anao avokoa ny valala manatody sy ny fandria-maraina? [1.1 #249, 2.653 #28] Aiza re no dia ho anao avokoa ny valala manatody sy ny fandria-maraina. [2.558] Ny valala manatody sy ny fandria-maraina ve ho anao daholo? [2.558 #3350] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana malagasy | Tsy ho azonao atao ny hitetika hahazo zava-tsoa roa mifanipaka fa tsy maintsy iray afoinao (Raha tafandry antanàna ny valala, ny valala manatody dia miainga vao maraina, ka izay ta hahazo azy tsy maintsy mamoy ny fandriana maraina). [1.1 #249] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Comment pourriez-vous attraper les sauterelles pondeuses et faire la grasse matinée en même temps? [2.165] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | C' est le matin, alors que leurs ailes sont encore humides de rosée, que les sauterelles sont le plus facile à prendre. [2.165] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 3 | Akory ity ilay malaina no mitarehin-jaza aizana ka | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Regardez-moi ce paresseux qui a l' air d' un petit enfant malade et qui est éreinté de paresse: il est malade de la fièvre de paresse et ressemble à une sauterelle morte. [2.165] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 4 | Amboa maka valala : ny kibo ihany no fenoina. [2.415 #6202, 2.653]
Amboa maka valala: ny kibo no fenoina dia mody. [2.558 #169] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Chien qui chasse les sauterelles : il ne songe qu' à remplir son ventre. [2.415 #6202] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Se disait des gens insouciants qui vivent au jour le jour sans penser au lendemain. [2.415 #6202] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 5 | Amboa mitomany valala: tova volana, fa lehibe no miteny. [2.558 #171, 2.653 #131, 2.415] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Chien qui hurle la nuit aux sauterelles : accomplissez vos paroles, car c' est un grand qui parle. [2.415 #749] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Les grands ont les moyens de réaliser leurs exigences. [2.415 #749] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 6 | Ao ihany ny takatra nihinana ny valala. [2.558 #317, 2.653]
Ao ihany ny takatra nihinana ny valala, ao ihany ny vano nitsaingoka ny sahona. [2.415] Ao ihany ny takatra nihinana ny valala sy ny vano nitsaingoka ny sahona. [2.165] Ao ihany ny vano nitsaingoka ny sahona. [2.558 #318, 2.653] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Ils sont là les takatra qui ont mangé les sauterelles, les hérons qui ont mangé les grenouilles. [2.415 #3327]
Le "takatra" (grand oiseau) qui a mangé les sauterelles, et le héron qui a happé les grenouilles, sont là. [2.165] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Se dirait, par ex., pour marquer qu' un voleur qu' on cherche est là présent, qu' il n' a pu s' enfuir, et qu' on doit le découvrir. [2.165]
Se disait des mauvais juges, des faux témoins, des exploiteurs. [2.415 #3327] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 7 | Aza dia miolika hoatry ny tsinain' ondry ; fa Aza dia miolika loatra ohatry ny tsinain' ondry, fa ataovy tsotra toy ny tsinaim-balala. [2.558 #442] Aza dia miolika ohatra ny tsinain’ ondry ; fa | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Ne soyez pas sinueux comme les boyaux du mouton mais simple comme les intestins de la sauterelle. [2.415 #4974] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 8 | Aza manao toy ny valala: ny vavy no manaizana, ka ny lahy no tomamotamo. [2.165 #931]
Toy ny valala : ny vavy no manaizana, ka ny lahy no mitomamotamo. [2.558 #4353] Toy ny valala : ny vavy no manaizana, ka ny lahy no tomamotamo. [2.415 #3877] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | C' est comme chez les sauterelles : c' est la femelle qui est pleine et c' est le mâle qui est jaunâtre et a mauvais teint. [2.415 #3877]
Ne faites pas comme les sauterelles: c' est la femelle qui porte, mais c' est le mâle qui devient jaunâtre. [2.165 #931] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Allusion à la couleur du mâle. [2.415 #3877] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 9 | Aza manjenjena toa valala manatody. [2.558 #689]
Aza manjenjena toy ny valala manatody. [2.165 #687, 2.653 #578] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | N' errez pas çà et là comme les sauterelles pondeuses. [2.165] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 10 | Aza mifanipaka toy ny valala | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 11 | Aza misaosao fa loha valala no laoka. [2.558 #790]
Aza misaosao, fa tango lena no laoka. [2.415 #2423] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Ne vous prélassez pas dans du linge empesé, car en rentrant chez vous, vous trouverez comme nourriture des ailes et des pattes de sauterelles à enlever. [2.415 #2423] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Se disait de ceux qui dépensent beaucoup pour la toilette et n' ont pas ce qui est nécessaire à la vie. [2.415 #2423] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 12 | Boka misambo-balala : mahazo ihany fa potsitra. [2.558 #62]
Sambo-balalan' ny boka mahazo ihany fa potsitra. [2.558] Sambo-balalan' ny mondry mahazo ihany fa potsitra. [2.558] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 13 | Boka misambo-balala : mamely totohondry ny tany. [2.415 #1971, 2.653 #795] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Lépreux qui veut prendre des sauterelles : il donne des coups de poing par terre et c' est tout. [2.415 #1971] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Le lépreux n'a pas de doigts ; se disait des gens maladroits. [2.415 #1971] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 14 | Boka misambo-balala: mamotsitra ny taovany. [2.415 #1972, 2.653 #795] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Lépreux qui veut prendre des sauterelles : il écrase leur abdomen. [2.415 #1972] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Se disait des gens maladroits. [2.415 #2092] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 15 | Efa zatra nahazo, ka rivotra avy avaratra avy no nanjairana sonina hahasiam-balala. [2.558 #1026] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 16 | Ela nanidinana andriam-balala, ka tapaka ny elany. [2.165 #1941, 2.415 #1809] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | C'est parce que les sauterelles ont volé longtemps que leurs ailes sont brisées. [2.415 #1809]
Les sauterelles ont volé si longtemps qu' à la fin elles ont eu les ailes brisées. Tant va la cruche à l' eau qu' à la fin elle se casse. [2.165] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 17 | Fahafatesam-balala ka mamikitra ahitra irery. [2.558 #1050] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 18 | Fara valala. [2.415 #3106] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Ce qui vient trop tard, c'est comme les dernières sauterelles. [2.415 #3106] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Hors de saison. [2.415 #3106] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 19 | Hianareo natao valala fiandry fasana, natao vorompotsy tsy mandao omby. [2.415 #606]
Hianareo no natao valala fiandry fasana, natao vorompotsy tsy mandao omby. [2.653 #1071] Hianareo no natao valala fiandry fasana sy vorompotsy tsy mandao omby. [2.558 #1336] Hianareo no natao valala fiandry fasana, vorompotsy tsy mandao omby. [2.165 #99] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | On vous a désignés pour être comme les sauterelles qui gardent les tombeaux, et comme les oiseaux blancs qui ne quittent pas les bœufs. [2.165]
Vous êtes devenus semblables à des sauterelles qui gardent le tombeau, semblables aux oiseaux blancs qui restent parmi les troupeaux de boeufs. [2.415] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Cette expression désignait certains affranchis qui devaient garder le tombeau de la famille et qui redevenaient esclaves lorsqu' ils abandonnaient le village où était le tombeau du maître ; on comparait aux oiseaux blancs qui suivent les boeufs pour becqueter les insectes, les esclaves affranchis à condition de rester sur place ; on se servait de la même expression pour dire constance et fidélité. [2.415] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 20 | Indray mitono valala. [2.415 #6644] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Distance qu' on parcourt pendant le temps de faire griller des sauterelles. [2.415 #6644] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Environ cinq minutes. [2.415 #6644] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 21 | Izay mena valala. [2.165 #2155] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Ce qui est rouge est (comme) des sauterelles. [2.165] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | C' est quelque chose de beau ou de bon. [2.165] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 22 | Kibobo mandry amam-balala: tsy manana trano hasiana, fa miheninkenina irery. [2.165 #757]
Kibobo mandry amam-balala : tsy Kibobo mandry amam-balala : tsy Kibobo mandry amim-balala: tsy Kibobo nandriam-balala : tsy | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Caille mêlée aux sauterelles : elle n' a ni grenier ni panier pour mettre les sauterelles qu' elle rencontre et son ventre est plein ; aussi elle est embarrassée. [2.415 #2502]
Une caille au milieu des sauterelles, elle ne peut en mettre en réserve et elle ne sait que faire. [2.165] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Elle est au milieu de l'abondance mais ne sait comment en tirer parti. [2.165]
Se disait des pauvres gens peu habitués aux bonnes occasions et qui ne savent pas en profiter. [2.415 #2502] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 23 | Lany lena, ohatra ny valalan’ ny maro an-drano. [2.653]
Lany lena, tahaka ny valalan' ny maro an-trano. [2.558 #1737] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 24 | Mahita loza Ikalamomba, fa misambo-balala ho Mahita loza, ry kala momba! misambo-balala ho any ny zanak’ olona. [2.653 #1426] Mahita loza ry kala momba : misambo-balala ho an' ny zanak' olona. [2.415 #1768] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | La femme stérile est bien malheureuse, car elle ramasse des sauterelles pour les enfants des autres. [2.165]
Malheureuse la stérile : elle ramasse des sauterelles pour les enfants des autres. [2.415 #1768] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Ce proverbe disait le malheur des femmes stériles ; il fait allusion à une femme de la légende qui ramassait des sauterelles pour l'enfant d' une autre femme. [2.415 #1768] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 25 | Maika ho aiza no mamolavola sosoa ? [2.415 #4011, 2.653 #1434]
Maika ho aiza, no mitsoka endim-balala ? [2.415 #4012, 2.558 #127, 2.653 #1435] Maika ho aiza no mitsoka endim-balala na mamolavola sosoa? [2.165] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Où veut-on aller avec tant de bâte, qu' on souffle sur des sauterelles grillées ? [2.415]
Où veut-on aller avec tant de hâte, qu' on fait des boulettes avec du riz cuit dans beaucoup d' eau ? [2.415 #4011] Où voulez-vous courir que vous souffliez sur les sauterelles grillées et que vous fassiez une boule du riz cuit? [2.165] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Il s' agit d' un homme très pressé qui n' a pas même le temps d' attendre que les plats se refroidissent: c'est pourquoi il souffle sur les sauterelles pour pouvoir les avaler tout de suite, et il met le riz en boule pour remporter. [2.165]
Se disait d' une grande hâte. [2.415 #4012] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 26 | Manenji-balala maina andro, ka raha tsy azoko Manenji-balala Manenji-balala main' andro, ka raha tsy azoko Misambo-balala maina andro, ka raha tsy azoko | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Poursuite de sauterelles par un jour de clair soleil : si je ne les prends pas aujourd' hui, je les prendrai bien demain. [2.415 #5858] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Par un temps sec, les sauterelles volent bien ; on espère que la pluie viendra et que la prise sera plus facile, car les sauterelles auront les ailes mouillées. Il ne faut pas se décourager au premier insuccès. [2.415 #5858] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 27 | Mangere homa ka valala. [1.68] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Faire ses besoins en mangeant comme les sauterelles. [1.68] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 28 | Mivembena foana tahaka ny valala manatody (mivezivezy etsy sy eroa). [2.558 #2517] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Errer çà et là comme les sauterelles qui pondent et s' écartent des autres. [2.415 #3034]
Errer çà et là sans raison comme les sauterelles auxquelles on a jeté un sortilège. [2.165] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Se disait des mauvais sujets qui vivaient à l'écart, et qu'on ne pouvait pas trouver pour la corvée. [2.415 #3034] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 29 | Maro ny valala, fa ny ambolo no tsara soratra. [2.415 #5100] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Nombreuses sont les sauterelles, mais c' est la sauterelle ambolo qui a de belles couleurs. [2.415] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Se disait d'une personne aimée. [2.415] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 30 | Maty Maty Maty Matimaty foana tahaka ny valala Maty tsy amin' ny antony (potsitra) toy ny valala | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Mourir d' une mort violente comme la sauterelle saisie par le lépreux. [2.415 #2009] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Il l' écrase de ses mains difformes et maladroites. [2.415 #2009] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 31 | Miriorio foana hoatry ny valala hanatody. [2.415 #2038] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Aller çà et là comme les sauterelles qui veulent pondre. [2.415] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Se disait des gens singuliers et vivant à part. [2.415 #2038] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 32 | Misambo-balala ho an-janak' olona. [2.415 #3854]
Misambo-balala ho an-janak' olona toa momba. [2.558 #2400] Tsy misy misambo-balala ho an-janak' olona. [2.653, 1.1] Tsy misy misambo-balala ho an-janak' olona afa-tsy ny momba. [2.558 #306] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana malagasy | Enti-milaza fa samy mikarakara ny zanany sy ny ankohonany daholo fa tsy misy misasatra sy misahirana ho an' ny zanaky ny hafa akory. [1.1] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Prendre des sauterelles pour les enfants des autres. [2.415 #3854] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | C'est se donner de la peine et d' autres en ont le fruit : allusion à une femme stérile qui s' était éprise d' une petite fille à laquelle elle rapportait des sauterelles. Le sens est : faire du bien aux autres. [2.415 #3854] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 33 | Misarimorimo hoatry ny valala : raha nanatody, nokotrehin' ny tany ; nony foy, tsy Misarimorimo ohatra ny valala, nanatody nokotrehin' ny tany, nony foy tsy Misarimorimo, ohatra ny valala : raha nanatody, nokotrehin’ ny tany; nony foy, tsy | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Tournoyer en bourdonnant comme les sauterelles : après la ponte, c' est la terre qui les a couvées ; une fois écloses, elles n' ont pas eu de mère pour les conduire. [2.415 #1034] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Se disait des orphelins et des malheureux qui n'ont personne à qui recourir ; ou bien de ceux qui veulent se mettre à 'écart de leurs parents. [2.415 #1034] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 34 | Na ao aza ny ody valala, ny kopakopaka tsy azo avela. [2.653 #2001]
Na ao aza ny ody valala, ny kopakopaka tsy azo havela. [2.558 #2647] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 35 | Na samy valala aza : ny adrisa any anaty ahitra, ny ambolo eny ambony ravina. [2.558 #2754] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 36 | Ny adrisa iray aza, raha tsy andrian’ ilika, tsy azo. [2.653 #2122]
Ny adrisa iray aza tsy azo raha tsy handrian' ilika. [2.558 #2823] Ny valala aza, raha tsy andrian’ ilika, tsy azo. [2.653 #2462, 2.974 #190] Ny valala aza tsy azo raha tsy andriana ilika. [1.1] Ny valala aza tsy azo raha tsy handriana ilika. [2.558] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana malagasy | Tsy misy na inona na inona azo raha tsy isahiranana. [1.1]
Tsy misy soa azo moramora na maimaim-poana fa tsy maintsy isasarana. [1.1] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Même les sauterelles ne s'attrapent que si l’on se couche sur le flanc (ne se prennent pas sans effort). [2.974 #190] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 37 | Ny mpilaza mahay, ny valala misy rahateo. [2.558 #3163]
Ny valala misy rahateo; ny mpilaza mahay koa. [2.165 #1601, 2.653 #2463] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Des sauterelles, il y en a; et celui qui en parle le fait avec brio. [2.165 #1601] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 38 | Ny tanana mamatra-balala; ary ny akanjo raisin’ ny afo. [2.415 #5927, 2.653 #2425, 2.558] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Les mains entassent les sauterelles dans la marmite où on va les faire cuire, et le vêtement prend feu. [2.415 #5927] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Pour un bien mince avantage, on perd de vue de grands inconvénients. [2.415 #5927] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 39 | Ny valala mameno tanety, ny zavona mameno lohasaha, fa ny mpilaza mahay rahateo. [2.558 #3351] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 40 | Ny valala tsy Ny valala tsy Valala tsy | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Les sauterelles ne couchent pas deux fois à la porte du village. [2.415 #6261]
Les sauterelles ne se posent pas deux fois devant la porte (du village). [2.165] Sauterelle ne couche pas deux nuits de suite au même portail (profiter de l’occasion). [2.974 #247] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Il faut donc saisir l' occasion et les ramasser dès quelles sont là, car elles ne reviendront plus. [2.165]
Il faut savoir profiter de l' occasion. [2.415 #6261] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 41 | Ody valalan' ny tsy mahay ka voky dia miala. [2.558 #3393] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 42 | Raha mandrivotra avy andrefana ny andro, hoy ny adala: manjaira sonina, fa ho avy ny valala. Hoy kosa ny anganongano: tampeno ny vava, fa tonga ny aretina. [2.165] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 43 | Raha mety izany, valala; fa raha tsy mety, valàna. [2.165 #2223] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Si cela est convenable, c' est une sauterelle; si ce n' est pas bien, que ce soit emporté. [2.165] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Simple et mauvais jeu de mots, impossible à rendre par la traduction. [2.165] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 44 | Sambo-balala maina andro ka raha tsy azoko Sambo-balala Sambo-balala main' andro : raha tsy azoko | ||||||||||||||||||||
Fanazavana malagasy | Enti-milaza fa azo atao amin' ny andro hafa izay manahirana anio, fa manova zavatra ny fotoana. [1.1] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Chasse aux sauterelles par un jour sec : si on les manque aujourd'hui, on les aura demain... [2.974 #27] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 45 | Sambo-balalan-dRaivondeso : mbola eny an-danitra ka siahina, ary tsy mbola azo akory, ka hoe " hasiako sira " . [2.415]
Sambo-balalan-dRaivondeso : mbola eny an-danitra ka siahina, ary tsy mbola azo akory, ka hoe " Sambo-balalan-dRaivondeso: mbola eny an-danitra ka siahina ; tsy mbola azo ka " Sambo-balalan-dRenikalafohy : mbola Sambo-balalan-dRenikalafohy : mbola any an-danitra ka " hasiako sira ". [2.653 #2855, 2.974 #227] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Présomption de Renikalafohy : les sauterelles volent encore dans le ciel et elle dit : " J’y mettrai beaucoup de sel ". [2.974 #227]
Raivondeso ramasse des sauterelles : elles sont encore dans l' air et déjà elle siffle, elle ne les a pas encore prises et déjà elle dit : je les salerai, je les donnerai à mon enfant. [2.415 #6036] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Analogue au français : vendre la peau de l' ours avant de l'avoir tué. [2.415 #6036] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 46 | Sambo-balalan' ny mondry : maty am-pisamborana ihany. [2.415 #2022, 2.653] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Un homme qui a les doigts rongés par la lèpre quand il veut prendre des sauterelles, il les tue et les écrase. [2.415 #2022] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Se disait des grossiers et des maladroits. [2.415 #2022] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 47 | Sanganehana toy ny kibobo nandriambalala. [2.558 #3831, 2.653 #2861] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 48 | Sompanga momba valala : lehibe, fa tsy tompon' ny dia. [2.415 #2110, 2.653 #2932]
Sompanga momba valala : lehibe ihany fa tsy tompon' ny dia. [2.558] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Grosse sauterelle sompanga qui accompagne les criquets : elle est grande mais ce n' est pas elle qui dirige la marche. [2.415 #2110] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Se disait des gens qui se laissaient mener par petits ou inférieurs. [2.415 #2110] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 49 | |||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Celle qui vient de se marier n' a pas encore l' habitude du ménage et s' en va à la chasse aux sauterelles le soir. [2.165]
Raketaka est encore peu habituée au ménage et elle s' en va le soir à la chasse aux sauterelles. [2.415 #1330] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | C' est le matin qu' on attrape les sauterelles. [2.165]
La chasse aux sauterelles se fait le matin. [2.415 #1330] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 50 | Tapa-balala iray ifanapahana. [2.415 #5229] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Moitié de sauterelle qu'on se partage encore. [2.415 #5229] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Se disait de l' entente parfaite. [2.415 #5229] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 51 | Tsy hita isay hatao; fa ny iray manao hoe: "Mivalana," ary ny iray manao hoe : "Valala". [2.653]
Tsy hita izay hatao, fa ny iray manao hoe : " mivalàna " ary ny iray manao hoe " valala " . [2.415] Tsy hita izay hatao, fa ny iray manao hoe : mivalàna, ny iray kosa manao hoe : valala. [2.558 #4495] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | On ne sait que faire, car l' un dit : descendez, et l' autre dit : sauterelles. [2.415 #5831] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Jeu de mots sur les assonances mivalana et valala. [2.415 #5831] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 52 | Tsy ho Tsy ho | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 53 | Tsy mety raha hanao sokina mahazo valala : raha mahazo dia mivonkina. [2.558]
Tsy mety raha manao sokina nahazo valala : raha mahazo, dia mivonkina. [2.653] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 54 | Tsinaim-balala, ka tsoa-tokana ihany. [2.415 #3314, 2.558 #286, 2.653] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Intestins de sauterelles : ils s' arrachent en une seule fois. [2.415 #3314] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Se disait des affaires faciles. [2.415 #3314] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 55 | Tsy valala kely andiany, ka | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 56 | Valala any an-danitra ka asiako sira, mbola tsy azo ka hoe : hatao tango lena. [2.558 #4833]
Valala mbola an-danitra ka | ||||||||||||||||||||
Fanazavana malagasy | Zavatra mbola tsy eo an-tanana, ka efa voatetika sahady ny hatao azy; be tetika ambony ihany. [1.1] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 57 | Valala an-tany mena, ka na koro aza ny elatra, tsy lany piaka. [2.558 #4832]
Valala an-tany mena: na dia tapaka elatra aza, tsy lany piaka. [2.165 #881] Valala an-tany mena, na dia tapaka elatra aza, tsy mba lany piaka. [2.415 #4846, 2.653] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Sauterelles dans une terre rougeâtre : elles ont beau avoir les ailes brisées, elles font beaucoup de bruit. [2.415 #4846]
Une sauterelle sur la terre rouge: bien que ses ailes soient coupées, elle ne cesse pas de crisser. [2.165] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Se disait des paroles. [2.415 #4846] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 58 | Valala ela nanidina Valala ela nanidinana Valala ela nanidinana, | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Je suis comme une sauterelle qui a les ailes brisées d' avoir trop volé : si vous me laissez, je vous laisse aussi. [2.415 #1415]
Semblables à des sauterelles qui ont les ailes brisées d' avoir trop volé: si vous m' abandonnez, je vous abandonnerai aussi. [2.165] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Paroles des époux qui ont l' intention de se séparer par le divorce. [2.165] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 59 | Valala hariva ka tsy | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 60 | Valala | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 61 | Valala maty fahavaratra aho, ka mamikitra ahitra irery, tsy misy mpanala alahelo. [2.415 #2933] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Je suis une sauterelle morte pendant l' été ; solitaire, je me cramponne à l' herbe sans que personne vienne me consoler. [2.415 #2933] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Plaintes dites par les gens abandonnés, tristes et solitaires. [2.415 #2933] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 62 | Valalana natono : izay tsy maty ka mody. [1.147 #V9] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 63 | Valalana tapak’ elatra : lany fanahy mbola velona. [1.147 #V66] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 64 | Valala samborim-boka : na tsy afak' aina eo no ho eo aza, dia. [2.415] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Sauterelles prises par un lépreux, si elles ne sont pas mortes sur le coup. [2.415] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Se disait des gens qui manquaient de délicatesse et d' adresse. [2.415] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 65 | Valala sasatra ny miaina : mandry an-tanàna be olona. [2.653 #3599]
Valala sasatry ny miaina, ka mandry an-tanàna be olona. [2.558 #4841] Valala sasatry ny miaina : mandry an-tanàna be olona. [2.415] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Sauterelles fatiguées de vivre : elles se posent dans un village plein de monde. [2.415 #6330] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Elles seront prises. [2.415 #6330] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 66 | Valala | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Sauterelles apportées par le vent et qui parcourent des terres inconnues (présomptueux ou indiscret ). [2.974 #474] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 67 | Valala tsy an-tanana tsy | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | On ne promet pas à un enfant une sauterelle en liberté. [2.974 #289] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 68 | Valala tsy mandady harona. [2.415 #1544] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Sauterelles qui ne peuvent pas grimper pour sortir du panier. [2.415 #1544] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Cette expression se disait des gens faibles comme les femmes et les enfants qui dans une alerte ne pouvaient pas se tirer d'affaire. [2.415 #1544] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 69 | Valala voatango, ka very fanahy mbola velona. [2.165 #1025]
Very fanahy mbola velona, tahaka ny valala voatango. [2.653 #3664] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Une sauterelle aux pattes et aux ailes arrachées, elle a perdu l' esprit avant d' être morte. [2.165] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 70 | Vary amim-balala: tsakoina, madinika ; atelina, be faikany. [2.558 #4871, 2.653 #3614] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 71 | Vitsika mitondra valala, ka madilana kibo hasiana, fa ny deraderany no tsy toha. [2.165 #1349]
Vitsika mitondra valala : ny kibo hasiana tsy misy, fa ny Vitsika nitondra valala: ny kibo hasiana tsy misy, fa ny | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Fourmi traînant une sauterelle; pas d’estomac pour digérer, mais grande prétention. [2.974 #161]
Une fourmi portant une sauterelle: son estomac est trop petit (litt. trop resserré) pour l' y mettre, mais quelle fierté intolérable (elle en montre). [2.165] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 72 | Vitsika nahazo valala: tonga ny entana, fa ny vava no tsy omby. [2.165 #637]
Vitsika nahazo valala : | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Des fourmis qui ont pris une sauterelle; le butin est arrivé, mais la bouche est trop petite (pour le manger). [2.165] | ||||||||||||||||||||
Fizahan-teny |
| ||||||||||||||||||||