Fizahan-teny |
| ||||||||||||||||||||
Ohabolana : voay | |||||||||||||||||||||
Ohabolana 1 | Aza manao toy ny voay | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Ne faites pas comme le caïman à qui sa proie a échappé. [2.415 #5892] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Ne soyez pas furieux dans votre déception. [2.415 #5892] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 2 | Aza mandelika ny farihy tsy ho vary hianao, ka mila lolotramalona amy ny mamba. [2.653 #565]
Aza mandelika ny farihy tsy ho vary hianao, ka mila sahato amy ny voay. [2.653 #565] Aza mandelika ny farihy tsy ho vary hianao, ka mila sahato amin' ny voay. [2.415] Mandelika ny fahi-be tsy azo ho vary ka mila lolotr' amalona. [2.165 #2227] Mandelika ny fahibe tsy ho vary, ka mila lolotr' amalona amin' ny mamba. [2.558] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Combler un grand étang qui ne produira quand même pas de riz, c' est chercher querelle aux caïmans (qui s' y trouvent). [2.165]
Ne comblez pas des étangs où le riz ne pourra jamais pousser, car vous vous attireriez les blâmes des caïmans. [2.415 #3793] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Se disait de ceux qui s'attirent malheur par trop de zèle. [2.415 #3793] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 3 | Bararatan' i Nanja : raha tsy pararetin' ny mamba dia pararetin' ny voay. [2.558 #848]
Bararatan' Inanja : raha tsy pararetin' ny mamba, pararetin' ny voay. [2.415 #709, 2.653] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Roseaux de Nanja : s' ils ne sont pas agités par les crocodiles, ils le sont par les caïmans. [2.415 #709] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Le peuple est exploité tantôt par un chef et tantôt par un autre. [2.415 #709] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 4 | Hiorika lanin' ny mamba, hivalana lanin' ny voay. [1.1]
Loza fa miorika lanin' ny voay, mivalana rambasan' ny mamba. [2.558] Miorika lanin' ny mamba, mivalana lanin' ny voay. [2.558 #2359, 2.974 #372] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Remonter le courant, mais pour être la proie du caïman ; le redescendre, mais pour être la proie du crocodile. [2.974 #372] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Être perplexe, dans une impasse. [1.3] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 5 | Lasa ny mamba fa tonga ny voay. [2.558 #1750]
Lasa ny mamba ka tonga ny voay. [2.415 #2605, 2.653 #1338] Lasa ny mamba: tonga ny voay. [1.1] Lasa ny voay: misosoka ny mamba. [1.78] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana malagasy | Ilazana olona na zavatra roa mifandimby, izay samy babany avokoa. [1.78]
Ilazana olona roa mifandimby samy manana toetra ikoizana. [1.1] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | A peine les caïmans sont-ils partis que des crocodiles arrivent. [2.415 #2605]
Les crocodiles sont partis et les caïmans arrivent. [2.165] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Échapper à un mal pour tomber dans un autre. [2.415 #2605]
Il n' y a pas moyen d' échapper; mais ce proverbe ne s' applique pas seulement en parlant de choses fâcheuses. [2.165] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 6 | Mahantra lahy! Miorika, lanin' ny mamba; mivalana, lanin' ny voay. [2.165 #1007] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Il est bien malheureux! S' il remonte le courant il est pris par un crocodile; et s' il descend le courant, il est saisi par un caïman. [2.165 #1007] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 7 | Manasaha voay | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 8 | Maty voay an-tsiranana : mandry mihomakomaka. [1.147 #M96] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 9 | Milefa voay sendra antsantsa. [1.147 #M129] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 10 | Miova fitàna ka lanin' ny voay. [2.558] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 11 | Nahoana no ny Betsimisaraka no namono mamba, ka ny Sakalava no miravaka ny nifiny. [2.415 #3862]
Nahoana no ny Betsimisaraka no namono ny mamba, ka ny Sakalava no miravaka ny nifiny ? [2.653 #2059, 2.974 #115] Ny Sakalava no namono ny voay, ka ny Tanosy no miravaka ny nifiny. [2.653 #2412] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Pourquoi est-ce le Betsimisaraka qui a tué le caïman et le Sakalava qui se fait une parure de ses dents ? [2.415 #3862]
Pourquoi le Betsimisaraka a-t-il abattu le caïman, si c'est le Sakalava qui doit se parer de ses dents ? [2.974 #115] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Se disait de ceux qui travaillent et prennent de la peine pour d'autres. [2.415 #3862] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 12 | Raha mamba sy voay no miady, | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 13 | Raha ny mamba sy ny voay no miady, dia | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Quand deux crocodiles se battent, laissez-les faire jusqu' au bout, car ils n' ont pas à craindre de déchirer leurs vêtements. [2.165] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Proverbe marquant qu' il ne faut pas intervenir mal à propos dans les querelles qui ne nous regardent pas. [2.165] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 14 | Ranobe tsy mahavoky voay. [1.147 #R28] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 15 | Sakelidrano fandrian' ny voay. [2.415 #735, 2.653 #2840]
Sakelidrano fandrian' ny voay, lohasaha fandrian' ny moka. [2.558 #3820] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Les affluents des rivières sont des nids de crocodiles. [2.415 #735] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Se disait des repaires d'exacteurs ou d' avares. [2.415 #735] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 16 | Sikajy be natolak’ i Mananjara, nanolaka an’ i Mananjara; fanidy koa masina, ny voay tsy mihetsika. [1.147 #S34] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 17 | Vato handratra tsy mivongovongo, voay hamono tsy mandoto rano. [1.147 #V30] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 18 | Vato navalavala voay, ny Vato navalavala voay: ñy Vato natora-mamba: ny notorahana tsy nipoitra; ny natoraka tsy niseho. [2.165] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 19 | Vita ratsy karaha Zanahary nanano voay. [1.147 #V56] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 20 | Voay a | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 21 | Voay lahy tsy miara-lovoka (rano lalina). [2.165]
Voay lahy tsy miray lovoka. [1.147 #V75] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana malagasy | Voay lahy tsy miara-mitoetra. + Lovoka dia anarana iantsoan' ny Betsimisaraka ny rano lalina maizim-be izay heveriny ho tranon' ny voay. [2.165] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 22 | Voay Voay | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Caïman qui a laissé tomber sa proie : il se lamente sur ce qui l' a empêché. [2.415 #5944]
Un caïman qui a laissé tomber sa proie: il aboie après ce qui était à son chemin. [2.165] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Se disait des gens déçus dans leur attente. [2.415 #5944] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 23 | Voay mahita antsantsa : manano mody maty. [1.147 #V76] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 24 | Voay nivalana : tsisy hanakana. [1.147 #V74] | ||||||||||||||||||||
Fizahan-teny |
| ||||||||||||||||||||