Teny iditra voay
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Karaza-mamba, saingy kelikely kokoa, na dia masiaka izaitsizy ihany koa aza; azo anaovana poketra na kiraro ny hodiny (hodiboay) [Rajemisa 1985]
Fandikana anglisy crocodile (an Indonesian word) [Hallanger 1973]
Fandikana frantsay crocodile [Rajemisa: Vakoka]
 crocodile (mot indonésien) [Hallanger 1974]
Voambolana 
Teny mitovy hevitra fanantily ~ bemiohara ~ mavotay ~ ngetry ~ mamba ~ trimo ~ vily ~ voae
Teny nalaina 
Haianarantany Anaran-toerana misy ity teny voay ity (4): Bevoay, Marovoay, Riamboay, Sahavoay
Sary 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31