|
|
|
|

Teny iditra 1  voay
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 Karaza-mamba, saingy kelikely kokoa, na dia masiaka izaitsizy ihany koa aza; azo anaovana poketra na kiraro ny hodiny (hodiboay) [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  4 crocodile (an Indonesian word) [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  5 crocodile [1.54]
6 crocodile (mot indonésien) [1.8]
Voambolana  7  Haibiby: biby mandady ary biby miain-droa
Tovy hevitra  8 bemiohara, fanantily, mamba, mavotay, ngetry, trimo, vily, voae
Fikambanana  9  Fitenena, anaran-tany, anaram-java-maniry sy ny sisa miisa 19 misy ny teny how voay
Ohabolana  10  Ohabolana misy io teny io
Teny nalaina  11  Soratra misy io teny io
Sary 
12  13 

Fivaditsoratra  14 aivo, 15 avoy, 16 ivao, 17 ovay, voay

Nohavaozina tamin' ny 2026/03/07