|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  voly
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Famafazana voan-javamaniry na fanatsatohana tahon-lavamaniry amin' ny tany mba haniry: Anisan' ny mora hatao ny voly mangahazo
Ireo zavamaniry afafy na atsatoka: Tandremo sao dia voahitsakao ireto volin' olona ireto
Fanazavàna teny frantsay  4  [1.3, 1.13] plantation
5  [1.3] ce qu'on sème (comme les haricots, les pistaches), ce qu'on plante (comme le manioc, les patates, les arbres)
6  [1.13] culture
7  [1.5] plantation quelconque
8  [1.196] (général). Tout ce qu'on sème ou qu'on plante ; tout ce qu'on cultive. On distingue en droit foncier malgache, deux types de culture : voly avotra : Plantations pérennes, comme les arbres fruitiers, les cultures arbustives : caféier, etc., les reboisements. La propriété de ces derniers sols était inamovible, alors que celle des voly avotra était conditionnée par la culture. Dès qu'elles devenaient en friche, elles étaient susceptibles d'être redistribuées à la collectivité
Ohatra  9  Mandevona ny vary sy ny voly. [2.69#282]
10  Nampandroso tsara ny voly vary izy. [2.508#315]
11  voly vary sy fiompiana omby no foto-pivelomany. [2.356#15]
12  Mitsiry sy mamelana kosa ny ahitra sy ny voly an-tsaha. [2.470]
Voambolana  13  Toe-karena: fambolena
Sampanteny 
14  Matoantenin' ny mpanao :
15  Matoantenin' ny iharana :
16  Anarana :
17  Mpamaritra :
Kamban-teny 
Ohabolana  32  Ohabolana misy io teny voly io

Teny iditra (2/2)33  voly
Sokajin-teny  34  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  35  [1.1] Dontodonto tsy mahare raha tohinina; ankonankona noho ny hasasarana mafy na noho ny fiforetana ela tsy mihetsika; ngoly: Voly ny tongotro izany
Fanazavàna teny frantsay  36  [1.3] engourdi, qui ressent des picotements, les effets de la fatigue, ennuyé de ne rien faire: Voly ny tongotro (Mon pied est engourdi)
Sampanteny 
37  Anarana :
Kamban-teny 

Fivaditsoratra  42  lovi, lovy, voly

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21