Fizahan-teny |
| ||||||||||||||||||||
Ohabolana : voly | |||||||||||||||||||||
Ohabolana 1 | Atao be ny raharaha, ka ny Aza atao be ny raharaha ka ny voly vary indray no tsy efa. [1.1] Aza dia be raharaha ka ny voly vary indray no tsy efa. [2.558 #437] Nahoana no atao be ny raharaha, ka ny Nahoana no atao be ny raharaha, ka ny Nahoana no atao hoe: "Be ny raharaha" , ka ny voly vary indray no tsy efa? [2.165 #717] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana malagasy | Ilazana ny fanaovana an-tsirambina ny tena fototry ny aina. [1.1] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Pourquoi dire: "Il y a beaucoup à faire" , et pourtant le riz n' est pas encore planté? [2.165]
S’embarrasser de bagatelles et négliger de planter du riz. [2.974 #326] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | C' est là le travail le plus important et qui devrait se faire en premier lieu. [2.165] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 2 | Aza malahelo vita ketsa, fa ny voly vomanga mbola ho be. [2.415 #30, 2.653 #398, 2.558] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Ne vous désolez pas d' avoir fini le repiquage du riz, car vous aurez encore beaucoup de travail pour planter les patates. [2.415 #30] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Se disait en guise de consolation à ceux qui perdent une bonne occasion. [2.415 #30] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 3 | Be raharaha ka ny voly vary indray no natao saikiny. [2.558 #883] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 4 | Ny tsara sarotro tsy mba lena, ny tsara kiady tsy mba hanin' omby voly. [2.415 #820, 2.653] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Celui qui est muni d' un bon capuchon n' est pas mouillé, celui dont la propriété est protégée par un bon poteau de défense n' a pas ses champs dévastés par les boeufs. [2.415] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | On n' a rien à craindre quand on possède un bon protecteur. [2.415 #820] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 5 | Omby miakatra antoandro, ka mikaroka voly horaotina. [2.415 #4562, 2.653 #2554]
Omby miakatra antoandro, ka mitady voly horaotina. [2.558 #3440] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Boeufs rentrés au village trop tôt : ils cherchent des plantations à brouter. [2.415] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Ils n' ont pas eu leur compte. [2.415 #4562] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 6 | Voly vita kiady ka sarotra atao hitsin-dalana. [2.558] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 7 | Voli-voanjon-dRakaretsaka : ny any ny tena tsy vita, ka ny an’ olona no karetsahina sosohana. [2.653 #3725]
Voly voanjon--dRakaretsaka : ny an' ny tena tsy vita, ka ny an' olona no ikaretsahana. [2.415 #3882] Voly voanjon--dRakaretsaka: ny an' ny tena tsy vita, ka ny an' olona no karetsahina. [2.165] Voly voanjon--dRakaretsaka : ny an' ny tena tsy vita, ka ny an' olona no karetsahina sosohana. [2.415 #3882] Voli-voanjon-dRenikaretsaka : ny an' ny tena tsy vita, ka ny an' olona no | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Rakaretsaka cultive des arachides : il ne travaille pas pour lui-même et il est diligent à travailler pour les autres. [2.415 #3882]
Rakaretsaka (l' empressée) plantant des arachides: les siennes ne sont pas plantées et elle s' empresse pour planter celle des autres. [2.165] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Se disait de ceux qui négligent leurs affaires pour s' occuper de celles des autres. [2.415 #3882] | ||||||||||||||||||||
Fizahan-teny |
| ||||||||||||||||||||