|
|
|
|

Teny iditra (1/3)1  zoma
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Zohy, lava-bato
Fanazavàna teny anglisy  4  [1.2] [Provincial] for zohy
Tovy hevitra  5  zohy

Teny iditra (2/3)6  zo
Sokajin-teny  7  anarana
Fanazavàna teny malagasy  8  [1.1] Andro fahenina amin'ny herinandro, manarakaraka ny Alakamisy ary mialoha ny Asabotsy. Teo amin'ny Ntaolo malagasy, dia andro mainty fandevenana toy ny Alatsinainy ny Zomà; natao fitenenana ny hoe: "Zomà manantena" ary koa ny hoe "Tsy mahandry andro Zomà" satria tsy momba ny soa, tsy momba ny ratsy. "Tsy mahandry andro zomà": enti-milaza ny olona maika loatra alohan'ny fotoana
Fanazavàna teny anglisy  9  [1.2, 1.7] Friday
Fanazavàna teny frantsay  10  [1.3, 1.6, 1.8, 1.9] Vendredi
11  [1.14] (ar.) vendredi. Var. le plus usuel joma
Fanazavàna teny italianina  12  [1.18] venerdi
Fanazavàna teny alemà  13  [1.56] Freitag. -- Du siehst ja, dass ich am Freitag und am Samstag der vergangenen Woche nicht einmal mehr Geld für etwas zum Essen hatte.
Ohatra  14  Nampanantena ny mbola hitondra an-janany any Rainitoandro indray zoma any, fotoana tsy dia voafetra loatra. [2.470]
Voambolana  15  Fotoana
Tsipelina hafa  16  ajoma
Anaran-toerana 
Renianarana 
Anarana iray reny 
Ohabolana  27  Ohabolana misy io teny zomà io
Tsanganana sy sary iray takila  28  Fizaran' andro

Teny iditra (3/3)29  Zo
Sokajin-teny  30  anaran-tsamirery (anaran-tany) [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  31  [1.1] Anaran'ny tanàna anaovana tsena amin'io andro io
Fanazavàna teny anglisy  32  [1.2] The place of holding Friday's market [Swa. juma; Ar. El-dsùm'a, congregation day.]
33  [1.7] The Friday market-place
Fanazavàna teny frantsay  34  [1.3] Noms des marchés qui se tiennent le vendredi, comme celui de Tananarive
35  [1.8] Marché de vendredi; place de marché (vendredi)
Voambolana  36  Haitoetany: tanàna
Teny nalaina  37  Soratra misy io teny Zomà io
Sary 
38 

Fivaditsoratra  39  azom, mazò, moza, ozam, ZOAM, zoma, zomà, Zomà

Nohavaozina tamin' ny 2025/02/08