|
|
|
|

Teny iditra (1/6)1  in~
Sokajin-teny  2  tovona [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  3 Tovona fanao eo alohan' ny teny milaza isa ka entina milaza ny isan' ny fiverimberenan' asa nanaovanjavatra: Imbalo, inefatra, injato [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  4 a prefix found before numerals making them repetitive: Inefatra (four times) ~ Indimy (five times) [1.2]
5 prefix used with numerals to form adverbs, as: Folo, Impolo (Ten, Ten times) [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  6 (miova ho ig-, il-, im-, ir- arakaraka ny renisoratra iandohan'ny teny tovonana azy). Tovona milaza: 1) fidirana, fitsofohana; 2) fandeha mankany, fipetraka eo ambony; 3) fanoherana; 4) fandavanana; 5) tsy fisiana [1.66]
7 préfixe, se place devant les adjectifs numéraux et indique combien de fois: Intelo (Trois fois) ~ Injato (Cent fois) ~ Impolo (Dix fois) [1.3]
8 préfixe qui se met devant les numéros pour former des adverbes; ex. : Folo, Impolo (Dix, Dix fois) [1.8]
Haiendriteny 
9  Tsotra :
Mpanahaka  10  imbalo, 11  impito, 12  impolo, 13  inarivo, 14  indimy, 15  indray, 16  indraikaambynyfolo, 17  indroa, 18  indroapolo, 19  inefatra, 20  inenina, 21  injatoinarivo, 22  injato, 23  intelo, 24  intsivy

Teny iditra (2/6)25  ~in~
Sokajin-teny  26  tsofoka [Fitanisana]
Fanazavàna teny frantsay  27 infixe qui entre dans la composition de racines secondaires ou sert à former des participes passifs: hinana (hana), finaritra (faritra), finidy (fidy) [1.12]

Teny iditra (3/6)28  in    
Sokajin-teny  29  mpampiankin-teny [Fitanisana]
Fanazavàna teny anglisy  30 ao anatiny; ao aminy; ao an-trano; raha afaka fotoana toy izao [1.17]

Teny iditra (4/6)31  in    
Sokajin-teny  32  mpamaritra
Fanazavàna teny frantsay  33 manara-damaody [1.66]

Teny iditra (5/6)34  in~    
Sokajin-teny  35  tovona [Fitanisana]
Fanazavàna teny frantsay  36 préfixe signifiant "non: tsy, tsy azo": inutile
37 S'écrit il~ devant la consonne l: illégitime
38 S'écrit ir~ devant la consonne r: irraisonnable
39 S'écrit im~ devant les consonnes b, m, p: imbuvable, immangeable, impossible [3.1]
Haiendriteny 
40  Tsotra :

Teny iditra (6/6)41  In    
Sokajin-teny  42  anarana (eva)
Fanazavàna teny malagasy  43 Singa mivaingana, faha-49 amin'ny fisokajiana miherina. [3.1]
Fanazavàna teny anglisy  44 Indium. [3.1]
Voambolana  45  Simia
Tsanganana sy sary iray takila  46  Fisokajiana miherina

Nohavaozina tamin' ny 2026/01/21